Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: anniie
Date: 25 août 2017 - 15:26

Araka io sujet io dia misy amintsika ireo zao no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha. Raha izaho manokana aloha dia voaloham-pitiavako izy fa saingy naditra aho ka leo izy ny farany. Vao nisaraka nefa izahay dia niaraka tamin'ny olona koa izy ary bevohokany ilay sipa dia nivady zareo. Nalahelo aho nahita ny sary mariaziny fa faly kosa anefa fa nahita olona izy hanadinoany ny ratsy vitako taminy. Mbola tiako izy fa tsy misy afaka atao intsony ka dia samy manaja ny olona miaraka aminy sisa. Matetika izahay no mifankahita satria dia handalovako foana ny toeram-piasany. Mahatsiaro ny fahiny sisa. 5 taona niarahana.

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: Njoun.
Date: 25 août 2017 - 15:49

Tsy izaho

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: anniie
Date: 25 août 2017 - 15:51

Efa fatako mitsy enao ry Njoun fa hamaly satria misy ny commentaire anao daholo ny post. Mavitrika

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: Njoun.
Date: 25 août 2017 - 15:58

JTM za koa inona njay mu?

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: zah aloha
Date: 28 août 2017 - 10:29

eh zany izy hoe taloha ko!matoa nisaraka dia tsy misy fitiavana intsony izany!

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: Patabe
Date: 28 août 2017 - 19:22

Izahako dia tena tafiditra amin'io resaka io .Nanana assistante izay aho ,tena nifankatia tokoa izahay ,tsy misy tsindry na takalo ,fa tena fitiavana rano velona .
Indray maka tonga nanao visite taty Mada ny zanaky ny Pdg ,ry zareo moa any an dafy no mipetraka ,hiasa no naleha ,kay zava doza no niseho .Zakan'le tary i kala ,dia ho entiny any andafy ,sady hanohy fianarana no hivady .Maizina tamiko ny tany aman danitra ,dia nifona tamiko izy talohan 'ny nandehanany hoe ,tsy tena fitiavana hono no nidirana amin'ilay bandy ,fa izahako ihany no tiany ,fa misisika leiry sady zanaky ny pdg ,dia izay kely vato tsy mitoko e .Fa hatramin'izao aho mbola tsy maty mihintsy ilay fitiavana e .

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: ndrôoooooooooooooo
Date: 29 août 2017 - 09:30

slt!
d ho teriznla ao fôna zany l fitiavanla azy ! courage elà ry bain , tsy vita zany

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: anniie
Date: 29 août 2017 - 09:45

Mafy koa zany an'i Patabe zany ko, courage e

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: So_Be
Date: 29 août 2017 - 13:30

@miny maha olombelona dia tsy maints malaelo fona, fa ref sendra anlay bandy nampjaly iny d tsy fitiavana intsouny fa haine no tsapa, aveo nena afak ho azy rehefa tong saina tsra

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: anye
Date: 30 août 2017 - 09:49

indray² misy fahatsiarovana fa tsy tia intsony aloha e, mitsiky kely mieritreritra ny lasa... hatreo ihany

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: Tang
Date: 30 août 2017 - 15:06

Lehilahy aho no manoratra;
Ny ahy dia tsy mba fitiavana kosa no ato anatiko fa tena fankahalana.
Ny sipako taloha dia efa saika vadiko saingy nahita olona manambola dia lasa nandao ahy ilay bandy kely tsy an’asa tamin’izay.
Taty afara nanenina ilay sipa fa nilentika ny vadiny ary lasa niantehitra taminy…
nitady ahy izy ary tsy nifona akory rehefa nahita ahy fa izaho indray no nomeny tsiny fa tsy niraharaha azy hono…. Izay izany ho’aho…
Niangavy tamiko izy ny amin’ny fiarahanay ary hoy izy hoe andao sika samy hisaraka amin’ny vadiny dia hiverina hiaraka sy hivady ka handositra lavitra any Dago sns….
Nitsikiko kely fa tsy niteny aho… Sanatria amiko ny handrava ny ahy mandeha sy milamina kosa aloha …. Naka chambre izahay ary nanaparako ny foko izy, tsy fitiavana mihintsy fa tena hoe fankahalana azy no tao anatiko… Vita ny natao dia maharikoriko be ahy ny mijery azy ! Any ianao izay ry …
Rehefa mandala Tanà indray aho dia antsoiko ianao…. Hiaraka hatory sika …

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: Holy
Date: 07 septembre 2017 - 02:47

nisaraka teo @faha 10 taona niarahanay zay,iz no nandao ahy.Tsy ti azy tsny za satri
-fantatro tao anatin taona 1faran'ny niarahanay fa nandainga b s tsy nitsotra marina tamko izy
-ts maints mibanjina ny ho avy fôna miroso hatrany
-mandany ftona matetika n mitodika @lasa ts nisy fahombiazana"échec".
-haiko fa izy ko any ts mhafoy 5segondra hieritretana na ahtsuarovana ahy akory
-ef nomeko ny solony zay tokny ho azy"efa nomeko azy"Zay.

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: ezaka
Date: 07 septembre 2017 - 11:24

Matoa nisaraka dia efa misy antony ao izany ka mahaiza mamadika pejy fa aza variana mandinika ny lasa eo. Ilay ho avy tsara kokoa atao izay hahatsara azy indray.

Izaho aloha tsy manana fitiavana ny olona niaraka tamiko taloha izany intsony na kely aza. Tsy mampaninona ahy ny mijanona ho mpinamana raha te ho namako izy. Rehefa tsy mety aminy dia samy manohy ny fiainany. Fa ny hoe mbola hitempo aminy ny foko dia sanatria

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: lol be
Date: 07 septembre 2017 - 13:23

nenah aloha de erinandro aorian'ny fisarahana de efa adinoko tanteraka e! ts tiko tsony na ny mieritreritra azy aza, matoa nisaraka de misy ts nifanarahana tao ko! de samy maka ho azy

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: lunah
Date: 07 septembre 2017 - 17:09

ny ana sipako voalohany ts tiko tsony f le ni devergé ana ndray 4ans apres ny nisarahanay vo hadinoko izy.
f nisy sipako zay napijaly ana tam zany nef tiko b izy. tam zan zay ts nis rs f nony taty aorina nifanena tampoka zay d nanao rs.hitako oe mbola sam tia zay f za maika ny hanambady izy on mbola hianatra d nfampitsondrano. misy ftona za mitsikolo n fb ny ef nanambady izy fa za ts manadino an azy! asa zan na fitiavana na aon e!hahahhaha! tantara sisa e!

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: ramamy
Date: 08 septembre 2017 - 07:42

Izaho lehilahy fa ny ahy indray izay efa niaraka tamiko rehetra dia tena mbola tiako foana foana, na dia nisy tena namitaka faran'ze nankarary aza no nataony ahy fa tena mbola tiako foana e. Mahavita miheritreritra izay tsara nifanaovanay foana aho dia tena mbola tiako averina foana, ny ratsy sy nankarary fo aloha tsy tiako hiverina intsony fa izay nahafinaritra rehetra dia tiako foana.

Ny fiainana mantsy tsy hafinaritra foana, fa kosa raha vao tojo ahy zareo rehefa misy tena mampahory an'zareo dia inona moa no hataoko eo fa de mamelom-panantenana manala sorisory sy mampifalifaly eo, na dia 1 minitra monja aza.

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: Izaho kooo
Date: 08 septembre 2017 - 10:55

Vehivavy no manoratra.

Efa manambady aho, saingy mijaly arampanambadiana, dia indraindray lasa ny saiko hoe tahaka izay mbola niaraka tamin'i Ex.

Izaho aloha tsy diso tamin'ny fisarahanay sy ex. fa izy no niaraka tamin'olonkafa, dia nanjary niala aho. Nefa taoriana kely ny nisarahanay, dia nifona tamiko izy. Olona manaiky diso izy. Contraire be amin'ilay vadiko amizao. Mampirafy fona mankaleo, sady mandainga.

Any ianao izay ry A.....

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: De manin
Date: 08 septembre 2017 - 16:29

Zah zao fa vita mariage dia ny ex ko izy moa manambady vazaha any France fa refa tonga eto izy dia manala b any am chambre zay hihi

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: mon ex
Date: 12 septembre 2017 - 15:10

zah tena mbola potika tateraka amlé ex-ko ray zay. izy ary no tena tiako kokoa noho ny vadiko, ny antony: izy tiako fotsiny, tsy haiko ze tena antony.
amin'izao izahay dia miaraka, tsy haiko aloha ze tena ao andohany fa dia miaraka zahay amzao dia zay fotsiny, tiako izy./

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: MILAYZANY
Date: 12 septembre 2017 - 16:01

slt!
mamy anie zany e!

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: Brôkatera
Date: 12 septembre 2017 - 16:05

Izaho indray dia mahatsiaro fa tsy tia intsony . Mihomehy fotsiny amin'ilay fika2 rehetra . Aty amin'ny 15 taona lasa vao mibaradaka ny nahazo azy t@ ilay olona nampirafesiny ahy , ary tena irréverssible ny tantaran'izy roa , tsy mifankatia intsony koa , zava-doza no nitranga taminy niainany tamin'io olona io . Izao izy tsy vady tsy zanaka fa tahaka ny angidina fotsiny , izaho manambady aman-janaka milamina tsara , any ianao ry M...... mangidy mafaitra ny fiainana fa asio siramamy ihany e!

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: kanti
Date: 28 septembre 2017 - 14:46

Vehivavy

Izaho tena nandany taona maro teo amin ny fiainanako nanadinoako ny ex ko. NY vadiko tena nampirafy ahy foana na izahay mbola mpisipa na mpivady.Nisy fotoana aho nitaraina tam ex ko, nalahelo be izy.izy koa mantsy nampirafy ahy, Dia hatreo !! tsy nahavahy ny olako.Tsy haiko izay filako tam zany fa tsy nety niverina niaraka taminy mihitsy koa aho. Tiako natao ho fitarainana sy izarana fotsiny izy. Samy leo zahay aveo, .Dia izay !!! tsy nifampampiresaka ntsony.
Nifanena taona maro taty aoriana saingy tsy te hiresaka aho na arahaba aza!!

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: Njoun.
Date: 28 septembre 2017 - 15:18

Hialao ny fijangajangana ry ondry very isany

Amen!

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: tsy tia intsony
Date: 28 septembre 2017 - 15:40

za reto leo ex zany kah ! tsy te-hierika anzany aho na ilay izay niala ahy na ilay zay nialako. ny ahy ary reny tena tsy jereko mitsy nya h fa tena leo be zah , samy manana ny fiainanay d ampy zay ! kisskisskiss

Options: Répondre
Re: Iza no mbola manana fitiavana ny olontiany taloha?
Par: kilisybilaonina
Date: 29 septembre 2017 - 08:37

zah mbola miray aranofo am'sipako anakiroa_ako taloha h@zao !!

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg