Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
ny lehilahy sy ny toaka
Par: Alina
Date: 01 septembre 2017 - 09:59

Mba te hanotany aho hoe ianareo lehilahy ve zany dia tsy maintsy misy passion hafa mitsy ankoatra ny vady? Misy efa tsy mahazaka toaka mbola misotro ihany. Lany vola fotsiny @ revy satria dia mihoaka mandoa rehefa mamo. Mba misy afaka manazava ve hoe inona no tena mahatonga ny lehilahy iray misotro? Tena makaleo mihitsy ny miaina ilay izy satria dia maimbo fofona foana ny olona miara-matory amiko. Kivy mihitsy aho. Ilay fisotroana koa anefa mahatonga azy tsy mahavita ny adidiny ao atrano intsony. Lasa mitady ho maty hozatra. Mba omeo toro hevitra ry reto hoe ahona no hanafahako azy aminio fa mampikorotana ny tokatranonay ilay izy . Merci o

Options: Répondre
Re: ny lehilahy sy ny toaka
Par: Njoun.
Date: 01 septembre 2017 - 11:46

Aleo fa ho valiako ianao namako fume

Voalohany aloha asaivo miova tôka sotroina ilay vadinao >>>>> efa misy ny vodka au gingembre ho hitanao fa sady tsy dia misy fofon-toaka ny vadinao no miridiridy faran'izay zokiny ilay zavatra yeah

Hoy ianao hoe inona no antony mahatonga ny lehilahy misotra, eny e na ny vehivavy koa, dia tsotra be, mahafinaritra ny miaina ao anaty tontolo hafa njainjay, ny an'ny sasany rongony no fohany, milay be lé mba fanimpanina iny

Aleo tsy ho taperiko eto ireo antony fa mbola maro ny hilaza ny heviny

Options: Répondre
Re: ny lehilahy sy ny toaka
Par: trandraka
Date: 01 septembre 2017 - 12:30

Hoy ianao ry tompon'ny sujet:

"Mba te hanotany aho hoe ianareo lehilahy ve zany dia tsy maintsy misy passion hafa mitsy ankoatra ny vady? "

----> Raha ny azoko tsara ny tinao lazaina izany dia hoe, aminao tsy tokony hanana passion amin'ny sport ohatra ny lehilahy.....Aminao tsy tokony hanana passion amin'ny musique ohatra ny lehilahy......Aminao tokony tsy hanana passion amin'ny bricolage ohatra ny lehilahy.... et j'en passe? Tsara vintana ianao ry madama fa tsy za no vadinao.....


"Mba omeo toro hevitra ry reto hoe ahona no hanafahako azy aminio fa mampikorotana ny tokatranonay ilay izy "

-----> Tsy fantatro hoe hatraiza ilay fisotron'ny vadinao taoka (alcoolique mihitsy ve sa misotrosotro)... Raha mbola eo amin'ny staden'ny fisotrosotroana fotsiny (isaky ny zoma manifika sy ny sabotsy mahafinaritra ohatra), dia mety mbola ho voavahan'ny prise de conscience avy aminy....... Fa raha efa ilay stade alcoolique (efa lasa besoin ilay fisotroana), dia malahelo aho milaza aminao ry madama, fa ny manantona olona qualifiée momba izany mihitsy sisa no solution, azonao angamba ny tiko hambara.......

Options: Répondre
Re: ny lehilahy sy ny toaka
Par: zankely
Date: 01 septembre 2017 - 21:04

Henjana be koa izany hoe tsy tokony hanana passion afa-tsy ny vady izany ka

Options: Répondre
Re: ny lehilahy sy ny toaka
Par: Jahel
Date: 02 septembre 2017 - 14:56

Mitovy tsika!io tsisy oe fa maninona,fa otrany minambary izy ngamba dia tsy hitany ny maharatsy an'io toaka io,eo koa ny namana,sarotra b manala olona efa tia trop anio fa dia mitadiava fifaliana hafa enao,nena zao j ai un autre mec,depuis za tsy tezitra tsony mody na mamo tapina ary tsy rarahiko, defa samy mampifaly ny tenany,le.divorce manko toa oe sady elabe no volabe.....

Options: Répondre
Re: ny lehilahy sy ny toaka
Par: pi
Date: 03 septembre 2017 - 17:55

Raha mbola fofona any ampandriana azo leferina ihany. Fa r'efa mamono vady amanjanaka izy na tratran'ny chomage noho ny toaka, na zistoires @ fiaramonina sns... no gravy ! Amizay samy mandeh, samy mitady araky ny filazan'i Jahel !

Options: Répondre
Re: ny lehilahy sy ny toaka
Par: pi
Date: 03 septembre 2017 - 18:06

.... Adinoko : Ianao tokoa moa zany ry Alina tsy manana passion akoatra an'io vadinao (mpisotro) io ?!

Options: Répondre
Re: ny lehilahy sy ny toaka
Par: Alina
Date: 04 septembre 2017 - 14:01

Ny vady aman-janako no pasion-ako. Ankoatra an'izay dia ny asa andavanandro. Mety hoe izay koa ve no mahatonga ahy exigente loatra amin'izy misotro?

Options: Répondre
Re: ny lehilahy sy ny toaka
Par: trandraka
Date: 04 septembre 2017 - 14:13

Hoy ianao ry tompon'ny sujet.....

"Mety hoe izay koa ve no mahatonga ahy exigente loatra amin'izy misotro?"

-----> Fa ny mety ho possible ihany koa dia, ny exigence-nao (ny amin'ny lafiny rehetra mihitsy je suppose), no niteraka ilay fisotroany mihitsy.

Options: Répondre
Re: ny lehilahy sy ny toaka
Par: Aline
Date: 04 septembre 2017 - 15:06

TRANDRAKA = efa nisotro foana izy na t@ izahay mbola mpisipa aza. Fa nihevitra aho hoe hiova izy rehefa manana tokatrano sy manan-janaka. Diso hevitra aho fa tsy nampiova azy zany. Lasa makaleo ilay fiainanay rehefa misotro izy satria dia lasa ohatra ny halako be izy. Nefa dia milamina ndray rehefa misava ny toaka

Options: Répondre
Re: ny lehilahy sy ny toaka
Par: ezaka
Date: 05 septembre 2017 - 06:55

Alina>>> olona tsy epanoui izany tsy manana passion izany. Ny olona iray dia tokony manana fialam-boly iray tiany farafahakeliny. Ny anao izao hoy ianao dia ny fianakavianao dia ny an'ny vadinao izany toaka.

Tadidio koa fa tsy misy lehilahy miova izany. Izay nataony tamin'ny mbola mpisipa ihany no ataony rehefa manambady izy. Raha miova izy dia efa safidiny izany fa tsy ho voahovanao izany izy.

Ny azonao atao dia ny manodina ny sainy, mitady zavatra creatif mahatonga azy ho tamana ao an-trano. Ohatra, indraindray mba antsoina ao an-trano ny namany hisotro fa aoriana an'izay kosa dia tsy maintsy miara-mitsangatsangana en famille. Rehefa ilay miaraka irery iny ianareo dia proposer-o hoe inona no mba tiany ho sotroina. Ho hitanao fa tsy mahahovoka akory kay rehefa tena ampisotroina.... Ampiasao ny saina fa lehilahy anie tsy dia complique rehefa tena hainao ny mitondra anazy e

Options: Répondre
Re: ny lehilahy sy ny toaka
Par: Alina
Date: 05 septembre 2017 - 15:05

ezaka = Misaotra anao @ torohevitra

Options: Répondre
Re: ny lehilahy sy ny toaka
Par: Atoandro
Date: 06 septembre 2017 - 15:58

L'abus d'alcool est mauvais pour la santé

Options: Répondre
Re: ny lehilahy sy ny toaka
Par: kelykely
Date: 11 septembre 2017 - 15:35

Ny mitondra @bavaka azy isan'andro,zay no vahaolana...raha ny herin'ny tenanao sy ny fisainanao tsy hahaafaka azy mintsy @io fatorana io;jereo Jaona 8:36...de mahereza ndrindra.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg