Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: malhl
Date: 11 septembre 2017 - 10:10

Mba mila fanampiana zareo ah!

Vehivavy no manoratra
tsy mahatana hatezerana mihitsy na dia efa grave aza ilay faute hataony.tsy maharitra ilay tambitamby hataony dia mamela foana hany ka lasa hataony fahazarana ilay izy.
Tena mahatsapa mihitsy hoe hararaotiny ilay fahatsorako ka dia mandefitra foana na dia hita fa fahotana mahafaty zao aza no hataony.

Dia mba mangataka fahamaizana tena henjana avy aminareo koa fa izay fahamaizana hataoko tsy misy mandaitra aminy daholo.Hitany hoe tsotra sy mamela foana aho dia raisiny ho sangy2 foana ilay fahamaizana hataoko aminy.

Misaotra @toro-hevitra!

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: gilabe
Date: 11 septembre 2017 - 10:34

vy tsy mikitrana irery ramatoa be ty a. nga ny bandy adala aminao ka iaritra anze ataonao ao fotsiny. na gila aza ny bandy maita fa tsy mikorapaka, de refa enao no tratra de oaoaoa. matatesa alo e

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: tena ianao
Date: 11 septembre 2017 - 10:41

Gilabe>ary tena ianao le anisan'vady tsy azo hianteherana raha ny fandinihako ny famalinao.

malhl>mivavaha hoazy,izay no fanafodiny fa misy valiny foana ny fandeferanao!

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: gilabe
Date: 11 septembre 2017 - 10:45

zao le resaka: refa ny bandy no matratra de enao mody be ranomaso. nefa itan'ny bandy dooly reny ataonao reny fa ny bandy tsy miteny. zay leizy. tsy vitan'ny vavaka io fa refa miova enao de miova ny lelahy

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: malhl
Date: 11 septembre 2017 - 10:54

gilabe
amiko tsy hitako izay fahadisoako:vehivavy hendry,matahotra an'Atra,tsy mampirafy,tsy mikitakita,tsy ren anisan'ny vehivavy malaina rs reny,manambitamby,teny mamy tsy lazaina tsony.azo lazaina ho combler izy.tsy hitako hoe inona no tokony hovaiko aty amiko raha ny hevitrao?

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: tena ianao
Date: 11 septembre 2017 - 11:17

Gilabe>zah aloha tsy de manisy sira olona tsy mino an'Anandriamanitra otranw e!efa fanatra fon ny valinteny.
Aleo olona samy manam-panahy no hitafatafana fa tsy devoly lava rambo!

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: gilabe
Date: 11 septembre 2017 - 11:55

ohatra 1 ty: ra lehilahy manana projet, donc mihafy tsy mividy mbala fa ny katany ao iany no anaovany. enao nefa mbola mikipôketraketra sy mividy akanjo isaky ny miodina. ankoatr'izay ny valy boraingina ataonao refa mba miteny izy momba an'ireo.

ohatra 2 ty: ra lehilahy mody refa ariva, miezaka mamonjy tokantrano vao mipaika ny @ 4 na @ 5 tokony ialana any apesana. enao nefa mitady fika fona tsy hahatongavana aloha ao an-trano: handalo kely atsy, nifankahita t@ i anona. ngah ny bandy tsy mba mahay an zany aminao, fa vao indray mande izy no miditra @ 8 alina (nefa enao isanandro @ 6 nefa mirava @ 4), defa enao no avo vava.

ny lehilahy ane tsy miteny isanandro e, fa nareo vao voadona kely d'efa miorakoraka.

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: kotomaditra
Date: 11 septembre 2017 - 13:08

Malhl
Tena mangoraka an dry aho amin'izany fiainana misy ao aminareo izany .lhl aho no manoratra fa misy zavatra iraisako hevitra aminay samy lhl fa misy tsy hiraisako .
Raha mbola tanora in dry ,dia mandehana aloha misitaka kely maka aina sy bahana ,dia diniho lalina ny ho avy ,fa tsy mamely izany ,raha toa kosa indry efa lehibe dia voroy ny ankizy dia manao carte sur table amin'i ramose ,hitadiavana vahaolana .
Hatreo aloha androany .

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: malhl
Date: 11 septembre 2017 - 13:30

gilabe
zah sady vehivavy tsy be rendrarendra no tsy sakaizan'ny alina.ary na dia namana iray aza tsy mba hananako.lavitra fianakaviana,tsy mifandray @manodidina.

lessive de coco
tsy hoe zah no tsy manaja tena fa ny soratra masina no milaza fa tsara ny mamela heloka,kanefa na izany aza diso manararaotra loatra izy.

kotomaditra
atao ahoana moa fa efa nekena ka dia hiaretana e,soso-kevitra mba hanoerako ilay izy sisa no tadiaviko fa zay rehetra nataoko tsy nisy nandaitra taminy.

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: Njoun.
Date: 11 septembre 2017 - 13:38

malhl >> etsy ho namako ianao copain big kiss

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: malhl
Date: 11 septembre 2017 - 13:55

Indraindray ah tena manontany tena foana hoe fa zah ty ve zany dia natokana hizaka ny fitiavan-tenan'olona foana?
Mandrapahoviana ny fandeferako?
Mba hisy vokany tsara ve ity fandeferakao lava ity?

Ary ny tena mampalahelo ahy dia izy tsy mba mihaiky heloka mihitsy,sady otran hoe ianao foana no diso raha vao mahatratra ny zavatra hataony.Na dia AZAFADY aza mbola tsy henon'ny sofiko.

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: lessive d côcô
Date: 11 septembre 2017 - 15:00

ny soratra masina koa no miteny fa na kristianina aza tsy midika hoe tu te laisse faire,fa mailo

ny vadinao zao eto efa tsy fantatra na inona na inona izany tsy miraharaha ny maharary anao izany,fa raha olom-belona nofo sy rà ihany izy mahalala hoe ny tsy tiany ataony @ tenany tsy ataony @ olona tia azy

Voici, je vous envoie comme des brebis au milieu des loups. Soyez donc prudents comme les serpents, et simples comme les colombes." (Matt. 10.16).

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: ramah
Date: 11 septembre 2017 - 15:32

mba tatarao aloha ary ilay fandeferana sy fanararaotana fa tena tsy hita ny hanampiana anao

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: ramah
Date: 11 septembre 2017 - 15:34

ny ilazako izany manko tonga dia misy miakatra afo ato fa tsy ampy ilay fanazavana

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: malhl
Date: 11 septembre 2017 - 15:50

-Tratra mbola misary adala @ex(fb,mail)--->noleferina aloha fa hoe sao mbola hiova izy.
-Resaka budget rehetra tsy misy fantatro sy tsy tonga aty amiko na dia 1 aza--->noleferiko fa hoe mety zah mbola tsy miasa no mahatonga zan
-Fitivam-behivavy ao an-damosiko--->mbola noleferiko fa hoe sao misy periode izy io
-Manafin-javatra @resaka maro--->noleferiko fa noheveriko fa hoe hataony surprise
-Famille-ny no prioritaire kokoa--->noleferiko mba tsy hisian'ny olana amiko sy ny fianakaviany
-rehefa mba misy projet dia any @fianakaviany aloha no maka avis voalohany--->mbola noleferiko koa mba hitandrovana ny fihavanana
-maidy @fotoana mba hiangaviako hatokany ho anay--->mbola noleferiko koa fa lazainy fa OQP
-Rs zany moa dia otran we adidy ftsn ilay izy(tsis premil fa seka be)--->mbola noleferiko koa fa sao dia hoe reraka izy no mahatonga izany

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: malhl
Date: 11 septembre 2017 - 15:57

-weekend tsy maintsy any @famille-ny foana,in-1 mandeha ao anatin'ny 5 volana ngamba vao mba makany @RAD-ko--->noleferiko mba tsy hisian'ny gidra2
-rehefa manao folie @revy moa tsy lazaina tsony fa dia leferina fotsiny.

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 16:21

bandy ôtrany Njoun alaina vady

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: ianao tsmias
Date: 11 septembre 2017 - 16:39

zafad, nji tsmias ku anisan mapatong anzan an; bandy amzao apjalian mits sipa na vadin vao oe tsmias, solution mitadiava asa anariana di sad akan independance itanao fa ref metmet enao d iova oaz eny iz, enao efa zaza endry rahateo, sad mba maazo naman ku amzay e; met ahita olonkafa vaovao ku ar, na d oe mapianatr maternell az ataovy foan alu

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: malhl
Date: 11 septembre 2017 - 17:01

ianao tsmias>tena vao mahita asa eo aho fa tena tsy hiraharaha azy tsn.zay anie efa nifanaraka sy nifanaiky fa hoe hiteraka aloha zay vao hiasa e..zay no mahagaga ahy

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 17:02

Manambadia léhilahy ôtrany Njoun wa, sady hendry no bôgôsy

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: ???
Date: 11 septembre 2017 - 17:18

sendra ny lhl rainy lainga enao raha @ ireo zavatra rehetra voalazanao ireo, fa nga dia tsy hita alohan'ny hivadiana izany sa nidirana ihany na dia efa hita kilema zao aza?

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: malhl
Date: 11 septembre 2017 - 17:23

???>tena olona tsotra sy tsara fanahy be t@ mbola mpifamofo.ny ratsy marina hono tsy misy tandroka.raha fantatra mialoha ve hiditra fa tato vao nahita ny tena toetrany e!

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: ???
Date: 11 septembre 2017 - 17:34

aza matoky an'izany,fa zany zao ilay lhl karazan'ny hoe miala ao antrano handeha hiasa no filazany aminao,nefa any ampiasana izy milaza fa marary indray dia tsy afaka miasa

enao mihevitra fa izy any ampiasana ,ny any ampiasana mihevitra fa izy marary nefa izy na miaraka @ vhv hafa ary ,na manao pelaka ary tsy ferana mailo enao manomboka izao jereo tsara koa rehefa ianareo miaraka iny sao dia hafa² ny fijeriny rehefa mahita lhl mi intéressé azy ,tsy mahamenatra an'izany koa ny mapiady anao @ havany rehefa hitany fa tratranao daholo ny fikany ka mikorotana ianareo a

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: malhl
Date: 12 septembre 2017 - 07:16

???>ok,merci

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: action et réaction
Date: 12 septembre 2017 - 07:32

1/Commence par apprendre à t'aimer toi-même ..
Autrement dit respecte-toi,

2/Arrête de réclamer de l’amour,arrêter d'essayer de te faire apprécier de tous,

3/ne te laisse plus marcher sur les pieds

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: Njoun.
Date: 12 septembre 2017 - 10:46

malhl >> Mbola midanadana ho anao ny foko, tsy ho diso fanantenana ianao raha tojo ahy yeah

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: manafo
Date: 12 septembre 2017 - 13:48

Mandiniha tena tsara aloha ianao d diniho ko ny fiainana niarahanareo taloha. Ra nahafinaritra d iny fona tsarovy sy ampatsahivo azy refa mba mireska iny nareo. Aza miditra am fisrahana zany ra toa ka efa vita borne na efa mananjanaka. Karakara tsara fona izy fa miova fona io. Ary asory ao andohanao lay hoe FAMAIZANA MAFY. Ts ho vaoanao zany izy ary ra voa izy d ianao ko voa maiaraka aminy ra mbola tinao izy.

Bref: Valio FITIAVANA fona zay zavatra ataony aminao fa miova fona io. Ra mbola tinao izy

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: lol b
Date: 12 septembre 2017 - 16:27

Njoun >> enao zany manana fitiavana be de be ko, hi3, tô ze vou reetra de otatazanao avokoa, laughlaughhum

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: megane
Date: 12 septembre 2017 - 22:42

Dia tena mitovy @ vadiko izany
Miasa 365 jours sur 365, niditra hôpital izy, repos 28 jours fa vao nivoka ny hôpital dia lasa niasa, hôtel aminy ny tranonay, miala @ 5h du mat mody @ 21h
Tsy Misy fotoana hiarahany @ zanany mihitsy
Tsy miantoka ny fianaran'ny zanany intsony izy (efa mamarana M2)fa ny sitrapony aloha no atao
Namidy hatr@ trano lovako satria saika nigadra izy, hamoahana azy
Diniho tsara fa olona tsy hisitona anao hiakatra izany, fa ny hanimba ny ho avinao s'y n'y zanakao, dieny mbola tsy Misy zaza

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: Miesona
Date: 13 septembre 2017 - 09:18

tambatambazany aloha dia angheren eo ambony loha indray avy eo dia tambatambazany ndray...,dia hoatr'izay hatrany ny cycle de vie loza marina drai-drai-drai aza mahavoa ny tsy tonga saina @ fiainana na dia efa foutren'ny olona aza,fa lasa ataon'ny olona kilalao

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: trandraka
Date: 13 septembre 2017 - 10:51

Mampalahelo ahy ianao ry tompon'ny sujet nefa tsy hita izay hanampiana anao, satria n'inona n'inona ho ambaranay eto, ho sûr et certain aho fa tsy hihisy ho appliquer-nao, na ny marina kokoa, tsy afaka appliquer-nao......Efa voalazanao ao ambonimbony ao ny antony tsinona.

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: vadin'Njoun
Date: 13 septembre 2017 - 11:00

grave koa zany vadinareo zany, tena rabefandeferana marina ianao, dia tena resa-bola ve ohatra no tsy hialanao aminy sa henatr'olona sa dia hiaretana ao foana sa tena volamena be ny azy???

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: Njoun.
Date: 13 septembre 2017 - 11:41

gratte vadin'i Njoun.? gratte

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: lol b
Date: 13 septembre 2017 - 12:01

hahaha, tsy le tomponle sujet no iomeezako fa i Njoun sy ny Vadin'Njoun, naazo vady vety2 tato Njoun, hihihi applauseapplause

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: arseveka
Date: 13 septembre 2017 - 13:25

meloka ralehilahy raha mampijaly vady tsy amin'ny antony. saingy kosa, loza ho an'izay hiavian'ny fanafintohinana.

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: vadin'Njoun
Date: 13 septembre 2017 - 16:50

Njoun< mangidihidy be nga ny lohanao fa misy in?kiss

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: Sipan'Njoun
Date: 13 septembre 2017 - 17:41

Efa nolalovako zany mandefi-dava zany, n'inon'inona conseils-n'olona nohenoiko fotsiny teny fa tsy nisy nampihariko satria jamban'ny fitiavana aho ka zary nandefitra hatrany. Misy fiafarany nefa ny zava-drehetra, naratra tokoa aho saingy afaka tanteraka ankehitriny. Tsy tsara ny irery, surtout avec deux enfants dans les bras, nefa vaut mieux être seul que mal accompagné hono.
Njoun: aza gaga fa tena sipanao tokoa ange za e tongue
in lovekiss

Options: Répondre
Re: diso mandefitra lotr ka hararaotiny
Par: Vahaolana tsotra
Date: 13 septembre 2017 - 19:39

Fahitako izany olanareo izany dia misy olona hafa entre anareo manome saina vadinao sy manakorontana tokantranonareo,mety ho namany nà fianakaviany parents na mpiray tampo na mpiara miasa. ...
Milan mailo Ianao fa ny ratsy tsy kely lalana mihitsy

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg