Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: sipa-taloha
Date: 13 septembre 2017 - 10:01

Te hiverina aminao ny sipanao taloha. Ahoana ny hevitrao raha toa ka ianao no nisaraka taminy ary ahoana kosa raha izy no niala taminao?

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: Njoun.
Date: 13 septembre 2017 - 10:14

Za mandiso yeah

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: trandraka
Date: 13 septembre 2017 - 10:46

Ka inona aloha ilay but aza?

- Hifampigidraka?
- Hifankatia?
- Hifampitingina?
- Hinamana?

Ny iray amin'ireo ihany aho no d'accord......Ny ankoatra izay hanahirana ihany an.....Anjaranao no maminany ilay telo tsy mety amiko, sy ilay iray azoko hiafiana....

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: lol b
Date: 13 septembre 2017 - 12:06

io zany samy manana ny tiany e! sipa be de be mameno ny tany reo ve de iny iany no iverenako, na za na izy no niala de ts miverina tsony ah na de mbola tiko aza izy, mba ampisehoana le hambo na de tia aza e! adino iany iny ref voasolo

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: arseveka
Date: 13 septembre 2017 - 13:23

sipako taloha zany efa voal.eliko zany. anontanio tarika ny ainga panao irana sôlafa.

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: OLIVIAKELY
Date: 14 septembre 2017 - 14:01

Za niaraka tamiana bandy nandritran'ny dimy taona , nisaraka avy eo fa leo nandefitra , leo niheno lainga isaky ny mody izy ny hariva (aty ivelany izahay) en concubinage tamin'izany ,maty niasa aho fa izaho nahavita fianarana alohany, tsy nieritreritra afatsy handany !na izany aza tiako be izy an, asa na izaho tsy nanana fianakaviana taty tamin'izany dia nanirery.... nifindra trano aho dimy taona taty aoriana fa ny trano no samy manana ny azy fa nifampiantso an-téléphone, nifanazava, nifampikikiaka ,nifampi-critique ...herintaona taty aoriana nifamerina fa mamy ery ilay -mois voalohany fa niverina nipetraka ny olana taloha, niitatra dia niitatra ... niteny aho aleo hisaraka fa tsy nanaiky izy ,izaho efa 29 taona , efa te hiteraka, izy mbola tsy nahavita fianarana, tsy mmety tena matotra!roataona nisaraka tanteraka izahy ;leo ny manao rôle reny aho !nahita asa taty amin'ny province aho dia lasa !afaka roa taona izy nanambady dia niteraka ,izaho efa taona taty aoriana koa nanambady sy niteraka! raha afaka nifidy ny fiainako aho tsy nandany andro niverina taminy!

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: Njoun.
Date: 14 septembre 2017 - 14:09

Tohizo ihany aky ry OLIVIAKELY a, mahaliana izy izany, tantarao hatramin'ny antsipirihiny yeah

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: Lilas
Date: 14 septembre 2017 - 16:38

Samy manao izay tiany io. Na izy no misaraka na ianao no misaraka. Rehefa te hiverina dia miverena.
Misy olona fotsiny mampihomehy fa mizesta be oe za tsy hiverina e na ilay manaratsy be ny ex reny nefa avy eo iny fa niverina ihany. Sady miverina fa vao maika ataon'ilay ex tsinotsinona.

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: izao ny hevitro
Date: 14 septembre 2017 - 17:43

sipa-taloha

raha mbola tia dia miverena miala nenina raha izy no nisaraka ka mamerina
rehefa tsy tia intsony dia tsy miverina aminy fotsiny

raha enao no nisaraka ka izy no te hamerina dia mitovy ihany ny situation
raha enao no nisaraka ka enao no te hamerina dia miankina aminy ny decision

ilay fomba fiteny lazainao dia fanomezana lesona ny olona nisarahanao fa tsy misy vérité eo amin'ny fiainana, matetika mantsy dia resaka fampirafesana no mampisaraka ka hialana amin'ilay baraka dia manao vava tsy hiverina na mbola tia aza, dia antsoina hoe alika ilay olona nisarahana

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: tsyhaikohoeahoana
Date: 15 septembre 2017 - 23:08

Nitory fitiavana azy aho, na dia efa ela niara-karahana toy ny mpifankatia aza izahay, indrisy anefa fa tsia ny valiny ary niavonavonany aho no niadivany. Nandratra ny foko ny tantaranay, izy no nahasahiko nitory fitiavana voalohany. Nanambady izy, izaho koa nanambady. Taty aoriana rehefa nisy ny FB dia nangataka ny ho namako izy ary maniry hihaona amiko sy misiko-dresaka amiko foana. Inona re no hiseho raha hihaona aminy aho e?

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: mamarabe
Date: 16 septembre 2017 - 18:00

tsyhaikohoeahoana

dadarabe anontaniana fa ireny mahay sikidy

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: tsy-hiverina
Date: 21 septembre 2017 - 16:01

Fomba fiteny hanomezana lesona ilay olona nisarahana tokoa aloha ilay izy fa mety misy lesona azo raisina ho an'ny tena ihany koa anefa. Matoa anie nisaraka dia nisy tsy nety tao izany ka mila fandiniana ihany fa tsy manao jamban'ny fitiavana fotsiny.

Ny ahy manokana aloha dia tena mbola tiako tokoa ilay olona niaraka tamiko fa tsy maintsy nosarahiko satria nampirafy ahy izy ary efa noleferiko im-betsaka izany nefa mbola namerina hatrany izy ka naleoko nofaranana tanteraka ny fiarahana ny farany. Amin'izao fotoana izao za efa miaraka amin'olona hafa ary efa stable tsara koa ny fiarahanay, tonga anefa ity taloha sady miangavy mafy ny hiverina fa hoe nanenina hono. Izaho mbola tia azy aloha na amin'izao aza fa tsy hiverina aminy kosa aloha e, relation matotra zao no tedaviko.

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: Rotsirotsy
Date: 22 septembre 2017 - 09:12

tsyhaikohoeahoana>>

Nareo ary zany samy efa manambady koa inona moa zany no tokony mbola hihaonanareo???

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: Za-manokana
Date: 25 septembre 2017 - 11:12

Amiko manokana aloha dia tsy itako izay olana fa ny fitiavanao no zava-dehibe. Raha mbola tia ianao dia miverena, raha tsy tia intsony dia aza miverina.

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: Njoun.
Date: 25 septembre 2017 - 11:14

Marina izany namana, fa mba aleo tena ilay fitiavana avy t@Andriamanitra no hiverina sy hampamerina an'ireo izay nisaraka

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: Koubouna
Date: 25 septembre 2017 - 16:48

Tranga hafa kely ny anà, ...
Efa nisaraka efa ho 12 taona mahery izaho sy ilay bandy…
Efa nanambady izy t@ izany dia nisaraka izay satria fantatr'ilay vadiny ny fiarahanay.
Nifakahita ndray izahay tsy ela izay dia miverina miaraka ...
Mifana-lavitra b ny toerana misy anay aloha dia tsy misy occasion mifanena matetika fa ny tena loza d mitady ho tafalatsaka be otrany t@ ilay 12 taona lasa ndray izaho…
Tena choc be aloha no nisarahanay t@ izany koa satria izahay samy mbola tia fa tonga de tapaka maina b sady lasa nifakahala ndray aza pendant 12 ans ...satria izy manambady aman-janaka za koa manambady...d lasa samy nitady excuse hiarovana ny azy…
T@ izay niverina niaraka dia nieritreritra izaho hoe plan q… , fa tena diso hevitra aho… fa niverina t@ nalohany ihany...satria lasa nisy sentiment be 
Efa tena nihozona mintsy nefa t@ izany hoe fay fa tsy hamerina intsony … notenenina dolo zao karazan tsitsika rehetra zao …
Zao anefa d tafalatsaka ihany …sady lasa matotra b noho ilay t@ 12 taona lasa izay…
Tsy hita izay atao fa very hevitra e...

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: Bonsà
Date: 27 septembre 2017 - 09:26

Koubouna> Bonne chance ianao zany e!

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: tsy mino intsony
Date: 28 septembre 2017 - 12:00

idéaliste lotra nareo , nanao toy io aho , tia eh , tena fitiavana eh , namaky baiboly loatra aho ka nino nef ilay olona niarahana !!!!! tsy mino insony ary ary izaho anisan'ilay olona miteny hoe tsy miverina @ ex-ko izany fa mifanimba fotsiny ! efa vonon aho ny hitoetra irery na dia mbola tokony tsy handevin-tsotrobe ary ! ny olona efa voa tsy te-hierika intsony eh !

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: Liantsoa
Date: 26 octobre 2017 - 10:29

La bibl,;ca se discute pas;ca s'execcute!

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: Blouwota
Date: 26 octobre 2017 - 15:03

Be zany ny alika eto amin'ity tany ity hihihi Ny alika koa anie biby milay e. Plus sérieusement, zà niverina tamin'olona efa nisarahako. ary nisy namana efa lehibe ataoko hoe mitovy taona am reniko nananatra ahy mafy tamzany hoe rehefa nisaraka dia aza miverina zany fa mijaly bla bla. 16 taona izao ny niarahanay, 10 taona ny mariazy. sambatra ho manana vady hendry aloha hatreto. Soa ihany aho fa alika niverina tamin'ny nalohako :p Sangy iray andalana fa tsy voatery ratsy lay mifamerina e

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: iteny kely
Date: 13 novembre 2017 - 23:17

ianao no vendrana ndrindra ra oe noho ny vavan'olona no iverenanao na tsy iverenanao intsony amin'olona tianao taloha.

izay tsapanao no ataovy (izay tianao) ary izay tohiny zakanao no tanteraho.

ra miverina dia mila manadino tanteraka izay nampifanditra taloha ary manamafy fifankatiavana (mila miaraka mahatsapa an izay ny roa tonta)

ra tsy miverina dia mila tsy miverina na ahoana na ahoana, tsy mihaona seuls zany fa ra tena tsy maintsy tafihaona de mba atao misy olonkafa eo @zay tsy voatery hanatevindresaka aminy eo, tsy mitaritaridresaka ela be ra mbola miresaka sy mifanerasera, tsy mifampiditra lalina amin fiainana (tsy mifanontany vaovao zany fa manjary lasa resaka lava be de eo de ifamoha fotamandry eo de na miady na mifamerina nefa avy eo hifandramatra fotsiny).

mba mianara re olona misafidy izay mety aminareo eo am fiainana fa tsy miantehitra amin fijerin olona ivelany! tsy izy no hiatrika ny mangidy sy ny mamy vokatry ny safidinao eo fa enao iany donc tsy misy tokony irarahianao ze fijeriny

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: fa
Date: 14 novembre 2017 - 18:51

ra tsy miverina dia mila tsy miverina na ahoana na ahoana, tsy mihaona seuls zany fa ra tena tsy maintsy tafihaona de mba atao misy olonkafa eo @zay tsy voatery hanatevindresaka aminy eo, tsy mitaritaridresaka ela be ra mbola miresaka sy mifanerasera, tsy mifampiditra lalina amin fiainana (tsy mifanontany vaovao zany fa manjary lasa resaka lava be de eo de ifamoha fotamandry eo de na miady na mifamerina nefa avy eo hifandramatra fotsiny).

Tsy nisy fitiavana na dia kely aza taloha... fa raha tena fitiavana tokoa ilay taloha dia raha vao mifampijery fotsiny dia taitra indray . Ho an'ny mpikaroka , efa lasa lavitra amin'ny sciences humaines

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: recentrage
Date: 15 novembre 2017 - 05:46

Teny ao anaty Baiboly hoe aliaka no ...

ny fotiny dia mpanota efa nibebaka, voavela eloka , no raha manota indray, miverina amin 'ny ratsy fanaony , no dikany. Fa tsy olona manampitiavana ka te hiverina amin 'ilay tiany indray

Andriamanitra dia fitiavana ary tsy ampitovy naoviananaoviana olombelona amin 'ny aliaka

Tsy aleo ve mahita fo misy fitiavana toy izay mampitovy olona amin 'ny aliaka, feno fahamaizinana sy fankahalana. NY aliaka aza mahay milelaka izay nanao soa azy

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: nanenina
Date: 15 novembre 2017 - 06:00

za zany anisany nanenina niverina niaraka t@ sipako eh.

Nisy fotoana izahay niady lava, tsy misy andro iray tsy iadianay, na dia zavatra kely tsy misy dikany aza (ohatra : Couleur hoe bleu nuit sa noir dia miady be tsy mifampiteny)
Nanapa-kevitra aho hisaraka aminy satria tsy azoko ilay aton'ny fiovana. nandrasako tsara t@ fotoana fiarahanay 2 irery asabotsy hariva ilay izy no noteneniko azy.

Ranomaso be ny azy teo am-pandrenesana izany, Nolazaiko ny antony satria tsy zakako ny miady aminty @ zavatra tsy mosy dikany kanefa koa aho tsy mahazaka mandefitra lava. Noheveriny fa miaraka @ sipa hafa aho no tena antony fa noteneniko azy hoe tsia, tsy manana olon-kafa aho fa tsy zakako ilay situation.

Tena ranomaso be tokoa nandritran'iny tolakandro iny. Nateriko nody tany aminy izy ary tsy niditra tao an-tranony intsony aho iny hariva iny. Lasa ny eritreritro ny alina hoe tsara ve iny décision iny sa ratsy ? sao anenenako ? etc...Tsy niantso azy aho ny alahady, sy ny semaine manaraka an'iny manontolo.

Asa izay nahazo ahy fa niantso azy indray aho ny asabotsy heriny efa hariva be (téléphone fixe) ary raha vao naheno ny feoko izy dia nitomany indray. Soa fa izy orery no tao an-tranony fa lasa nivoaka daholo ny ray aman-dreniny sy ny iraitam-po aminy fa izy hono tsy te-hivoaka. Dia toa nalahelo azy indray aho dia nifanaraka izahay fa hihaona indray ny alahady maraina ary any @ terrain neutre (tsy ao aminy ary tsy any amiko) dia niresaka teo nanomboka t@ 10 kahatr@ 1 atoandro ny antony nisarahako taminy. Tsy niteny izy fa nalahelo be sady mbola mitomany ihany indraindray.

Izaho koa moa somary nahatsapa hoe niova be ny fiainako nandritra ny herinandro nony tsy nahita azy, toa manana handicap izany, toa tsy à l'aise izany satria talohan'io izahay dia mihaona foana isan'andro.

Farany niverina niaraka indray izahay. Nentiko nisakafo t@ restaurant izy iny atoandro iny dia niverina nody tany aminy ny hariva.

nivalona ny taona maro ary efa mpivady izahay izao ary tena mahatsiaro tsy sambatra aho : vavàna be izy @ izao, nomeko toerana sahaza azy @ fieritreretako ny maha vehivavy mendrika azy fa vao mainka manitsaka. Ny reniko dia olona nanana ny maha-izy azy teo @ fitantanana tao an-trano ka dia nomeko fahafahana toy izany izy saingy noararaotiny izany hakàna position de force hi-dominer-na ny rehetra ato an-trano. eny hatr@ ankizy miresaka ny tsy mety ataony aza mahazo loza (vava ratsy sy daroka) rehefa mihetsika ny lohany.

Indraindray te-hanao rebobinage ny fiainako taloha dia ovaina ilay làlana hoe tsy niverina niaraka taminy fa na nijanona celibataire na koa mety nifanena t@ vehivavy hafa.

Indrisy anefa fa efa 3 anaka ka tsy izao intsony vao hikasa hisaraka satria misy ankizy mila ray aman-dreny eo, moa ny raiko efa nanambady olona hafa talohan'ny reniko ary nisaraka ireo ka tsy tiako hiampita aty amiko izay endrika ratsin'ny tokantranon'i raiko izay satria izy irery no nisara-panambadiana t@ iraitampo aminy.

Mionona aho ankehitriny hoe izay izany ny ziogako tsy maintsy zakaiko eto @ ity tany ity. Mivavaka mafy mba hahazaka izany hatr@ farany na koa hanovan'Andriamanitra azy mba hiala @ io toetra ratsy io

Options: Répondre
Re: Ny alika no miverina amin'ny nalohany hoy ny fitenenana. Iza no manaiky ary iza amitsika no mandiso?
Par: tantara
Date: 15 novembre 2017 - 09:09

Samy manana ny tantarany.
1) Misy olona fantatro, nohalikain'ilay bandy, ny zaza efa misy. Efa notenenina hoe ajanony any fa io no hahafaty. Najanona ihany ny farany. Volana vitsivitsy taty aoriana dia naverina ndray ilay bandy fa hoe ny ankohonany ono no jereny. @ zany vava tsy vava ny ataony anao fa manakorontana azy ono ianao. Tsy nisy telo volana akory, tratra am-bodin'olona indray ilay bandy!!! Latsa sisa no nomena azy avy eo.

2) t@ mbola mpianatra, niaraka kely dia nisaraka fa efa misy olona tiany hono any miaraka aminy. Tsy nifampiresaka nandritrin'ny enim-bolana mahery nefa mihaona isanandro. Ela ny ela, niverina nifampiresaka, nifampinamana dia niaraka ny farany. @ zao efa mpivady, manan-janaka... Milamina aloha hatreto smiling smiley

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg