Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Vady natolot'Andriamanitra / Misy koa ny vady natolotry ny devoly yeah
Par: Njoun.
Date: 14 septembre 2017 - 08:18

Vehivavy eto no resaka satria ny lehilahy no tsy navela ho irery araky ny tenin'ny soratra masina, ilay vadinao lehilahy io na izy natolotr'Andriamanitra, na izy natolotry ny devoly

Vady hendry, manaja ny vadiny, mikarakara ny antokan-tranony amin'ny rariny sy ny hitsiny, afaka malanehibe ny taranaka araky ny sitramponan'Andrimanitra, sy izay toetra tsara rehetra. Io ilay vady tsara avy amin'Andriamanitra.

Vady natolotry ny devoly, mampirafy ny vadiny, mivoaka rehefa lasa ramosé, mikitakita ny zanany, manoko resaka, mifosa, fotsy varavarana, mamaly faty ny vadiny, tsy tia ny rafozany na zôbaviny, sy ny toetra ratsy rehetra.

Ilay vadinao ao an-trano io ve ilay natolotr'Andriamanitra sa ilay natolotr'i beslaboba??

Options: Répondre
Re: Vady natolot'Andriamanitra / Misy koa ny vady natolotry ny devoly yeah
Par: celeste
Date: 14 septembre 2017 - 11:52

Tsy misy vady avy @ devoly zany kosa angamba raha tsy hoe angatahana any @ dadarabe. Ny vady avy @A/tra no misy ho an’izay manakina izany ary miandry ny sitrapony ho an’izay vonona (manana asa, efa matotra …). Tsy hoe izay hita fa tsara dia mety @nao fa A/tra no mahalala izay tena sahaza dia mivavaka aloha hoe mety na tsia. Ianao koa matoa mitady zay mba araka ny sitrapon’A/tra dia mitady olona mendrika dia tokony mba handinin-tena koa hoe mendrika ve. Tokony samy mendrika @ fitondra-tena na ny lahy na ny vavy ary samy manao ny sitrapon’A/tra miaina @ fahamarianana sy ny fahamasinana satria ho RAR modelin’ny zanaka sady mba tsy hihatra @ taranaka ny ratsy hatao. Samy miezaka mba ho any an-danitra no tanjona voalohany dia mandeha ho azy ny zava-drehetra.
Ny mahavoa antsika dia tahaka ny voninahitra ny fiarahan’ny lahy sy ny vavy na ho an’ny mpisipa na ho an’ny RAR. Avy eo lasa manaonao foana dia lasa mpijanjangajnga dia inona intsony no vady araka ny sitrapon’A/tra rehefa maloto fa dia aleo atao hoe sitrapon’ny tena. Tsy misy kisipasipa sy filalaovana fitiavana sitrapon’A/tra zany.

Options: Répondre
Re: Vady natolot'Andriamanitra / Misy koa ny vady natolotry ny devoly yeah
Par: Andriamanantena
Date: 14 septembre 2017 - 14:48

Tsy dia mahataitra ny fisian'ny toe-javatra tahaka io fa tena mahery vaika ny fiazakazaky ny fandrosoana, ny fanambadiana na dia izay tena hoe nisy fitiavana faran'izay tsara aza teo aloha noho n'ny hetraketraky ny mpisopatra dia simba ilay fitiavana eh!
Filan'ny nofo tsy voafehy !
Fananana namana maloto saina mamporisika amin'ny filalaovana ara-nofo!
Tsy fijerena ny ampitso fa matin'ny fahafinaretana mandalo!
Zany hoe ny devoly no mitondra ny tenany dia tsy afaka manoatra fa dia tafiditra ao anatin'ny ankohonany ao! izay no nahatonga an'ilay manolotra hoe avy amin'ny devoly ilay vady,
Raha ny zava-misy ny devoly dia manana mpiara-miasa aminy be dia be ka mandavo izay mba te-hivoatra
Izany izao no zava-misy iainana,
Indrindra moa rehefa somary misy ny olana eo amin'ny vola sns!

Options: Répondre
Re: Vady natolot'Andriamanitra / Misy koa ny vady natolotry ny devoly yeah
Par: mamarabe
Date: 17 septembre 2017 - 14:07

ilay vady lehilahy no devoly na madama aza no manao asa ratsy, satria vady tsy sahaza izy matoa manao asandevoly i madama

Options: Répondre
Re: Vady natolot'Andriamanitra / Misy koa ny vady natolotry ny devoly yeah
Par: TenWords
Date: 04 octobre 2017 - 11:30

Ho fantatrao eny an-dàlana eny na vady sahaza no azonao/nalainao na tsia: rehefa fiadanana ao an-tokantrano dia ilay sahaza 'zay no miara-dàlana aminao, milamina ny fiainana, tsy misy ady sy fifandirana lava fa feno fifankatiavana, ny zanaka Hendry sy manoa ray sy reny, ambinina @'zay atao rehetra... Rehefa maneno kosa ny lakolosy samihafa ka manomboka misy iray marary an-doha lava, sy ny an-kilany leo ny mitoetra/miditra ao an-tokantrano, dia tadidio fa ilay sahazan'olon-kafa 'zay no nalainao/nofikirinao, ka "niteraka" ireo olana samihafa atsy @Rubrique: Problèmes Conjugaux, isan'izany io fampirafesana voatonona io satria lasa mitady ilay tena azy/tompony, ny an-daniny na ny an-kilany.

Options: Répondre
Re: Vady natolot'Andriamanitra / Misy koa ny vady natolotry ny devoly yeah
Par: heinhein
Date: 04 octobre 2017 - 17:50

za vhv tsy nomen'Andriamanitra vady, sa ve niasa mafy ny devoly dia tsy nety tonga taty amiko lay tokony ho vadiko ? dia hoe mahery noho i Andriamanitra ve zany ny devoly teto amin'ity tantarako ity ?

fa en tout cas, c'est vraiment la belle vie !!!! célibat jusqu'à la fin, yeeeessss

Options: Répondre
Re: Vady natolot'Andriamanitra / Misy koa ny vady natolotry ny devoly yeah
Par: Mandiniha
Date: 05 octobre 2017 - 13:05

Heinhein >>> Variana loatra @asa ianao dé tsy nanam-potoana ho amin'ny fiainan'olon-droa, mety efa nisy mba naniry ny hiara-dàlana taminao kou fa tsy ampy "ouverture" (sociabilité) ianao...andramo ny miara-mivoaka @namana de temps en temps.

Options: Répondre
Re: Vady natolot'Andriamanitra / Misy koa ny vady natolotry ny devoly yeah
Par: heinhein
Date: 05 octobre 2017 - 17:51

Mandiniha > misaotra amin'ny torohevitra, tsy diso mintsy lay hoe tsy ampy ouverture (sociabilité) aho, tsy hoe izay hatrizay aho fa tena ouverte mintsy aho taloha fa tsy nisy tombontsoa na zavatra tsara hitako tamin'izany fivoahana sy fiarahana amin'ny namana izany mintsy, azoko lazaina mintsy ary hoe nanenenako mintsy zany zavatra rehetra zany donc tena nisafidy mintsy aho hoe heureuse en solo, izay tena mety amiko mintsy tsy misy atahorana sy tsy misy ahiahina ny mety ho vokany. Variana amin'ny asa oui, fa efa voalamiko tsara ny fotoanako hoe refa otran'ny fotoana toy izao dia tsy misy idiran'ny asa intsony...

Fa na tinareo na tsy tinareo io fiarahana amin'ny namana lava io dia tsy mitondra ho amin'ny soa sy ny tsara zany mintsy (picole, karaoké, boite de nuit, spectacle, même rencontres sportives....) mifarana amin'ny fahamamoana (lasa addiction) sy fijangajangana foana ireo rehetra ireo à la fin. Ireny mandeh mivavaka lava isan'andro sy manao alimbavaka ireny koa ary dia maro mintsy ny tranga efa hita fa miafara amin'ny miara-matory ireny.

Vady avy amin'Andriamanitra ihany lay azonareo tamin'ny voalohany fa à force de mivoaka lava pour le fun, vies sociales etc... lasa mivadika avy amin'ny devoly aby na lahy na vavy.

Ho an'izay hoe voararan'ny vadiny tsy avelany mandeh mankatsy na mankaroa aza maika ny handiso ny vadinareo mintsy ianareo fa efa fantany tsara ny mety hiafaran'io ary tia anao izy matoa mandrara anao. Raha tena te hisotro ao antrano misotro, raha te hanao fety ny vady amanjanaka iarahana manao fety, aza atao hoe dia tsy misy fiarahana amin'ny olona mitovy amin'ny tena mintsy ve zany fa dia ny ankizy ato antrano foana, ianao no efa nisafidy ny hanambady sy hiteraka donc mazava ho azy efa miova ny fiainana efa ireo zany zao no tokony hiarahanao foana.

Ho any vhv indray raha sarotiny aminao lay vadinao amin'ny fiakanjo fohifohy manarabatana, volo miloko, maquillage partout, mba micomprendre koa tia anao izy zay ka tsy tiny enao jerijeren'ny hafa, ary enao refa dokafan'ny olona lava amin'ny bikanao sy akanjonao sy ny maquillage-nao eo, babon'lay mpandoka ihany koa ianao ny hiafaranao, dia lazain'ilay tompon'ny sujet hoe lasa vady avy amin'ny devoly enao avy eo.

Options: Répondre
Re: Vady natolot'Andriamanitra / Misy koa ny vady natolotry ny devoly yeah
Par: trandraka
Date: 05 octobre 2017 - 21:13

heinhein,

Tsy fahotana mihitsy ny tsy manambady ka........, fa enga anie fotsiny, fa hitovy amin'izao fomba fijerinao izao, ny fomba fijerinao quand tu auras 25 ou 30 ans de plus.......

Tsy very ariary aho, na hahazo ariary roa tsinona, ny amin'izay fomba nitondranao, na ny hitondranao ny fiainanao.

Options: Répondre
Re: Vady natolot'Andriamanitra / Misy koa ny vady natolotry ny devoly yeah
Par: heinhein
Date: 06 octobre 2017 - 12:17

trandraka > justement, ma décision n'engage que moi.
ny ho avy indray, ny hahazo rahampitso ary tsy fantatra ka andeh hieritreritra ny 20 na 30 taona ho avy sahady ve ?

Atrehiko aloha ny ahy ny présent dia ankafiziko sy iainako tsara, dia assumer-ko ny choix-ko satria za olon-dehibe dia mi-assume tsara sady tsy itarainako no tsy angatahako any amin'iza an'iza mintsy no tsy anelingelenako an'iza an'iza mintsy.
A la différence an'ireo namana efa manambady tena manelingelina be mintsy amin'ireo karazana problème tantarainy anao sy hilàny vonjy aminao lava izao.

Options: Répondre
Re: Vady natolot'Andriamanitra / Misy koa ny vady natolotry ny devoly yeah
Par: Mandiniha
Date: 07 octobre 2017 - 00:54

heinhein >>> ity post-nao eto ity no mi-decrire ilay personnalité-nao (tsy péjoratif ny zavatra lazaiko fa juste constat) : indépendante be ianao, hany ka tsy heverinao fa mila "olon-kafa" ianao eo @fiainana...
ilay resakao etsy ambonimbony kokoa indray dia marina amin'ny ampahany ihany fa tsy voatery ho en totalité, raha hivoaka miaraka @namana tsy voatery ho any @boîte de nuit na karaoké sns... fa azo atao na ny tsy mikasika zava-pisotro mahamamo aza.
Raha ilay hoe mandeh mivavaka kosa, dia tsy natao hitadiavana "futur" compagnon any fa fitadiavana an'Andriamanitra e! 😊

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg