Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: Cocu
Date: 25 octobre 2017 - 15:04

Tena oe lasa mila S d mila revy d mila maaraka ny namana ry sipakely d farany iarahana sy amelarana daolo zay bandy maatolotolotra sy manome "gouter" d mandainga gauche droite aveo anafenana ny tsy mety atao!!!
Simba ranga le sipa eto @tanàna a

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: trandraka
Date: 25 octobre 2017 - 16:53

Otran'ny peste ihany io. On vit avec.........

Asakasak'izay olona manana S ho zaraina io, fa raha ny tahaka ahy, dia miala maina ny michtoneuse satria mahantra aho........ Ny tsy hoanina aza tsisy ehhhh.......

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: vetalah
Date: 25 octobre 2017 - 18:13

Cocu
Taratry ny fahantrana daholo izany ,koa anjaran'ise no mijery tsara ,mandehana any amin"ny ceg any ambanivohitra be ireny ,fa any angamba no mbola misy ho an'ise .

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: miourah
Date: 25 octobre 2017 - 18:22

vao resako tamin'ny namako anikeo: hafa be ny fomban'ny ankizy ankehitriny. tena hafa. asa anao ahoana ireto zanaka rehefa taonan'ny fitiavana. sady manana lahy aho ato no manana vavy. tezaina amin'ny finoana en plus ny fitaizana any ampianarana sy ny fitaizana maha olona. ho sahirana mantsy isika rad raha izao no mitohy. tsy ampy taiza sy kapoka ny ankizy dia maditra sady lasa tia vola a

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: Aza kivy
Date: 25 octobre 2017 - 18:53

Tena mampalahelo fa izay ny zava-misy. Aza kivy ny Ray aman-dreny na izany aza fa zaro @ lalana tokony alehany ny zaza dieny mbola kely.
Aoka koa mba ho ohatra velona vitan'ny ankizy ny fitondran-tenantsika

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: miala-pa
Date: 26 octobre 2017 - 07:10

Cocu>samy diso daholo na ny sipa kely na nareo bandy saim-b.dy.
nareo te ahazo fafiny,ny sipa kely te ahazo $ ko inona ny olana?ary sur ah f mety ianao anisanle mpividy.
ny zanakao hanarina sy taizana tsara fa matetika ny olona be vava otranao no tena anisany manana ny degany indrindra.ka sao rehefa tonga @toron'ny zanakao vao gaga!

ary io tsy resaka fahantrana zan fa resaka materialy,enao na manakarena na mahantra rhf hanao ny hataony izy d zay.firy2 ny zanak'olona manana ny maha izy azy no mandeha manafika ireny halim-pandihizana ireny?mivarotena mihaja,miaraka @vazah,gasy mpanam-bola sns...tsy mandeha raha tsy chambre luxe,resto luxe.Ary io koa arakaraky ny fitaizanao azy h@ mbola kely ny maha saim-bola na tsia azy.Raha nozarinao vola sy nampihantanao izy h@ zay d aza gaga fa dia tsy hijanona intsony izany.

Ka ny vahaolana dia miankina @RAD,miankina @tsika tsirairay,miankina @fahafehezan-tenan'ny LEHILAHY satria raha manda ny tsy hanome sy manaja tena ianareo dia tsy afaka ny hanao inona eo izy na hiboridana sy hiandangolango eo ary izy,fa raha mbola manaiky dia tsy ho foana mts io ary vao maika ho pire @andron'ny zanatsika na taraka any aoriana.

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: fiainana'
Date: 27 octobre 2017 - 06:32

ny olana anie raha efa mpivady no milaza fa hoe cocu i rangahy ( cocu satria tsy misy e)

raha efa mpivady tokoa, ny hevitro dia avelao hanao izay tiany any, misy fetrany ny zava-drehetra
fa ianao kosa, aza alefa manaraka azy any ny saina, ataovy izay mahafaly anao koa e, mijere namana mitovy tadindokanga aminao, afahana manao echange, miresaka, miaraka mivôka ohatra.
Tsy misy voatery andefitra be izany

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: Mandiniha
Date: 27 octobre 2017 - 08:21

miala pa >>> Macho be ilay hoe: "fahafehezan-tenan'ny LEHILAHY" nefa sipakely ilay sujet eto.
Mba ataovy miralenta @zay oa le fijery fa 'nareo ihany anie no miady an'zany e!(Na ny vehivavy ndray no asaina misaim-d.....dé ny lehilahy mila $
Sa ahoana ny hevitrao? big kiss

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: io zan
Date: 02 novembre 2017 - 07:25

miala-pa>marina mts nenao!

ra ts mapideradera $ ve ny bandy isy hangaroposy eo e?ary zah mahita we tena zaranle bandy ary le ts1 mila $ d in koa f manararaotra.nareo lhl koa ane ts votery anome e,ary nareo koa afak mananatra ra ts mety amnareo le iz f ts aty @forum ts misy pahita aty no be lawika!

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: Misaina
Date: 13 février 2018 - 08:23

Mba ahitantsika RAD ny tena tarehin'ny zanatsika (zatovo) amin'izao, dia topazo maso kely ireny boite des jeunes ireny (AKDMIX ao Ankadivato, na Garage ao Antanimena) fa dia ho latsaka amin'ny tany hianareo mahita ny ataony ao...

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: Misaina
Date: 13 février 2018 - 08:25

Araka ny tenin'ilay namana etsy ambony, dia tsy resaka tsy fahampiana io, fa tena matérialisme mihitsy (smartphone, voiture, sigara, bex, sns...) sy "revy" tena hoe ditra pure zany e, courage daholo isika

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: mande ny mande
Date: 28 avril 2018 - 10:52

Bonjour daholo,marina daholo izay voalaza teo aloha fa ny marina dia ny sipa2 @zao mintsy kusa aloa dia tena manao fitadiavam-bola sy revy facile eh

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: NON NON
Date: 28 avril 2018 - 10:59

NORMAL BE ZAN E. EFA ELA NO OTRAN ZAN

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: Zany no izy
Date: 29 avril 2018 - 17:22

ny vehivavy letsy Izay "meilleure option" ho azy ihany no hiarahany a !!!!!

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: SAKAY
Date: 30 avril 2018 - 15:32

Zany no izy < voalazanao! izy kosa ve hitaingina ihany dia soavaly maty!

Ady ny fiainana ka samy mba mikatsaka ny ho tafa io! izay ilay oe samy manana ny fiainany!

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: hay ve
Date: 04 mai 2018 - 13:05

Ity blagy hitako tao amin'ny fbako ity no mahalaza azy.
Niresaka ireto bandy roa lahy
1-Tss, ny sipa amin'izao lety vita sinoa daholo an
2-Tsy azoko, fa maninona no vita sinoa?
1-sady mora no mora simba

latsaka ah namaky azy.

Mdr

Options: Répondre
Re: Sipakely @zw: michtonneuse daolo sady mpandainga
Par: titta
Date: 06 mai 2018 - 20:28

ZATRA nitanigina sip gratos ianareo taloha fa izao vola no hozatry ny fiainana ho an'ny rehetra fa aza be taraina eo e

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg