Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Crise de la trentaine hoe?
Par: Jade
Date: 16 novembre 2017 - 14:47

Miarahaba antsika!!
Mba te hafantatra hoe mba ahoana ny fisehon'izany crise de la trentaine izany? tena misy tokoa ve ary tsy maintsy andalovana ve io crise io sa excuse mba entina hi justifier-na ireo zavatra ( tsara, ratsy, interdits ...) vita mandritra izany fotoana izany?

Amin'izao fotoana izao manko dia tena tsapako niova be mintsy aho. Be dia be ireo zavatra tsy nampoiziko nefa dia vitako. Na ny fomba fijeriko izany na ny fihetsiko.
Raha olona farak'izay econome ary azo lazaina hoe minimaliste mintsy raha ny fomba fiainako hatramizay dia nivadika tanteraka. Indindra @ resaka shopping. Raha misy zavatra tiako dia tsy maintsy azoko iny(marihiko fa manambady aho saingy tena independante tanteraka. Ny charges rehetra ao an trano zarainay mivady 2 daholo. Efa zay foana ny fifampitondranay donc samy manana ny compte-ny...bref).
Iny resaka depenses amin ny resaka lamody iny eo ihany fa ny tena tsy nampoiziko dia @ zao taonako zao aho vao tena hoe mi "se sentir femme". Otrany hoe prétentieuse aho raha ilaza hoe "je me sens belle". Je ne me suis jamais sentie aussi bien dans ma peau. Lasa manana "confiance en moi-meme" aho raha olona somary reservée sy timide de nature taloha.
Arak'izany dia tsy misalasala mintsy aho refa misy zavatra tiako lazaina na atao. Toa mandeha ho azy daholo. Mazava ho azy fa niteraka zavatra maro positifs ilay fiovàko na sur le plan professionnel na relationnel na emotionnel sns... na tao am tokan-trano koa aza izany.
Misy ihany koa anefa zavatra tsy maha fière ahy loatra vitako satria lasa ni flirt t@ collegue iray tato am piasana aho. Otrany nandeha ho azy fotsiny izany. tsy mba nametra-panontaniana mintsy aho na ny kely aza hoe mety sa tsia zao ataoko izao fa otrany reny zatovo vavy vao miala sakana ireny aho refa miresaka aminy. Mbola tsy mino aho hatrami zao hoe tena tafalatsaka tanteraka aminy. Je me dis tout le temps que hoe ce n est que passager mais efa presque 6 mois zay. Et plus le temps passe, vao maika aho te hiaraka sy hanorona projet hiaraka aminy( celibataire izy et il connait ma situation).

Azonareo angamba ny mampanahy ahy. Efa signe ve izany hoe ef izaho mintsy no te hiova fiainana sa mba crise mandalo fotsiny nefa toa mampatahotra ahy fa tady hanimba ny tokantranoko? Misy fiteny hoe"les gens ne changent pas, ils n'ont jamais tout simplement été comme on l'imaginait". Asa zao ve vao tena mipoitra ny tena toetrako fa hatrizay toa saritsariny fotsiny?

miala tsiny raha lava loatra.

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: ZANYAN!
Date: 16 novembre 2017 - 15:36

Ndao fa lalana e! tohizo izany lalanao izany

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: ZAYZANY§
Date: 16 novembre 2017 - 15:42

Tongava amin'ny tanjona irina e! ho ambinin-java-manasatra.

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: Pavillon
Date: 16 novembre 2017 - 17:23

Manomboka eo @ 30-50 eo no tena herin'ny olombelona. Aorianan'ny 50 taona no misy ny atao hoe déclin.
20-30 taona eo izy ilay mamarana fianarana, mitady asa voalohany, manambady, miary, etc...
Rehefa manana ilay indépendance iny izy no manomboka tena stable hoe tena miaina @ zavatra tiany. Eo no manao rattrapage izay tsy vita tany aloha (shopping, sorties, flirts, etc...) ary maro ny olona hendry be taloha (tsy be sipa, tsy niaraka t@ olon-kafa fa tokam-po t@ vadiny) no manandrana mampirafy, matoky tena.
Za lehilahy, niaina sexualité voalohany t@ faha 19 taonako niaraka t@ olona sendra nifanena indray alina fotsiny. 24 taona aho vao tena niaina sexualité stable raha niaraka naharitra t@ sipako izay izaho ihany koa no nisantatra azy.

Nivady izahay 7 taona taty aoriana ary teo aho nanomboka tena natoky tena satria tao anatin'ny heriko teo @ asa, fiaraha-monina, etc... moa angamba io koa no taona tena itiavan'ny vehivavy ny lehilahy.

Niteraka ny zanakay 2 izahay ary nony nanomboka indépendants ny ankizy (nianatra tsy lavitra ny trano ka afaka mandeha irery) moa nisy mpanampy koa tao an-trano nanakinana ny sakafo dia nifofotra mafy nitady vola hanorenana zavatra hafa izahay mivady ary tao anatin'izany no nahatafiditra azy t@ fiarahana t@ lehilahy hafa koa. Ny nahagaga dia tsy nandrava ny tokantranonay ilay izy fa samy nahatsapa ny limite-ny ahy dia samy nanajanona. Izy efa nijanona tsy nanao intsony vao fanfatro ny zava-nisy teo aminy sy lehilahy iray client-ny tany am-piasana ihany. Izaho kosa tsy nampahafantatra azy mihitsy ny fiainana faharoa nolalovako nandritra izay fotoana izay.

Mety efa feno angamba ny kapoakan'ny fampirafesana teo aminay fa dia nijanona tsy nisy intsony izany tao anatin'ny 2 taona izay, mbola complice be hatrany, tsy mifampisavasava telephone izany, mifampatoky tsara.

Tsy hanenjika aho na koa hiaro anao fa miteny fotsiny hoe io periode io koa no periode tokony hahamatotra @ fanapahan-kevitra ka tsy tokony hisy ny hoe ho latsaka be @ i anona fa raha izay moa no mitranga, akory atao ? Manorina fiainana vaovoa miaraka aminy indray saingy ireo victimes (vady, zanaka, etc...) no ho lasa saina hoe fa nahoana loatra re ....?

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: Jade
Date: 17 novembre 2017 - 11:14

Pavillon> misaotra betsaka @ témoignage-nao. Je me sens moins seule raha mamaky fa hay tsy izaho irery. Surtout tsy nitsara ahy ianao satria efa nolalovanao ilay izy ka mi comprendre tsara ilay situation. Betsaka manko ireo mitsara sy manome tsiny avy hatrany satria mbola mijanona ho tabou izany resaka "relation extra conjugale" izany indrindra hoe vehivavy no manao Azy. Izay ihany koa ny tsy sahiako miresaka izany @ ireo namana akaiky ahy. Tsy hoe mi cautionner akory ny resaka fampirafesana aho saingy matetika @ fotoana tsy ampoizinao no hitrangany aminao ary @ izay fotoana izay dia ny fonao no mibaiko anao na dia efa mampitandrina mafy aza ny sainao. On dit toujours hoe ça n'arrive qu'aux autres fa rehefa tojo ilay izy ianao vao tampina.
Mi-admirer ny parcours nareo aho raha mbola mitazona izany complicité zany ao @ couple anareo n'a teo aza zany fampirasefana Izany.
Fa dia izay tokoa angamba?. Toa manenjika ireo zavatra rehetra mbola tsy vitako nandritra ny fahatanorako aho, nefa anie aho mba niaina toy tanora rehetra ihany(Mivoaka matetika mifampitarika @ namana, tsy ni se soucier na ny kely aza ny ho ampitso fa dia nanararaotra tsara t@ mbola étudiante. Fa zany hoe nony nanambady aho dia tena nifofotra tanteraka t@ fikarakarana ny tokantranoko.
Mieritreritra hoe mandalo fotsiny izao iainako zao fa refa afaka fotoana fohy eo dia tout rentrera dans l'ordre.
Bien sûr tsy moramora izany misara-panambadiana izany raha tsy ieritreritra fotsiny ireo voka- dratsy aterany.
Imbetsaka aho no efa te hanapaka ity relation-ko @ collègue-ko ity . Imbetsaka aho no Efa nanao liste ireo zavatra mety tsy tiako any aminy sy ny fiarahanay n'a farak'zay bitika indrindra aza mba hahamora ny isarahako aminy saingy tsy mety tanteraka mintsy zany hatramizao.
Un jour sûrement ce sera plus simple et facile.

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: Remarque
Date: 17 novembre 2017 - 14:11

Io resaka crise crise io tsy voatery handalo @ izany isika raha asianao hajany sy fahamasinany ny tenanao
Mahita excuses foana isika olombelona rehefa voasarika @ ratsy

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: izidor
Date: 17 novembre 2017 - 17:21

Amin'ny maha olombelona moa tsy maintsy tratry ny fakampanahy foana, indrindra amin'io resaka fampirafesana io. Anjaranao nefa ny manohitra izany, mba ho fanajanao ny tokantranonao.

Ny tokantrano hoy aho satria io no tena zava-dehibe. Mampalahelo fa ny mpivady malagasy @zao tsy mahafantatra ny tena lanjan'izany tokantrano izany. Mampirafy ny andaniny dé mamaly faty ny ankilany.

Raha ny mombany crise de la trentaine indray, tsy dia mino an'zay loatra aho. Mety hoe épanouie kokoa enao satria efa stable matériellement, dé lasa mivoana @ fampirafesana. Aza maka toky @ expérience an'olona fa tsy voatery ho fin heureuse foana io. Hajao ny tokantrano.

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: zaoan...
Date: 17 novembre 2017 - 21:56

ianao ihany no mitondra ny fiainanao
mahaiza mandinin-tena tsara ALOHAN'ny hidirina @ situation iray
rehefa hafapo tsara ianao nandinika ambony sy ambany ny mety ho suite-n'izany
dia tsy hanenina intsony na inn décision raisinao na inn

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: bandimanambady
Date: 21 novembre 2017 - 15:48

Lhl, quarantaine izaho!

efa nandalovako ilay crise, fa ny zavatra hianako amin'izao dia miaraka aminy vehivavy efa mananmbady izaho, hendry be izy io tany ampianarana, ary tena notsiriritiko, saingy samy nanana ny lalana sy fiainany dia tsy tafiaraka mihitsy!

taty aorina, nifanena, samy efa nanambady,izy tsy niteraka, fa izaho kosa efa manana, nanomboka nanadala azy izaho ary dia raikitra ny anay hatraminaizao, rehefa miresaka dia naborako taminy daholo ny tao ampoko taminizany andro izahay niray kilasy!

rehefa anotaniako izy aminizao oe maninona no mahasahy mapirafy, dia tsotra ny valiteniny, fanindroany lehilahy niaraka taminy ny vadiny amizao, saingy tsy mahatsapa tiana sy tsy manana confiance aminy vatany hoe izy, tsy mahatsiaro ho vady ary tena banga ara-pitiavana;
tena fahafinaretana (plaisir) sy fifaliana ho azy ny fiarahana amiko, dommage hoy izy tsy ianao no vadiko, dia averiko fona oe, izao no efa voasoratra!

hatraminizao, miaraka izahay, ary milaza izy fa noho izaho no mba tena tsirony fiaiana sy antony hivelomany hono, satria toa mora maty ihany ny olombelona; rehefa analyse ko sy dinihiko dia mety ho ilay tsisy zanaka sy ilay ao antrano no tena nanosika azy hapirafy ny vadiny, efa nisy fotoana noresahiko izy oe ndao hajanona fa sao hanahirana, fa tsy nety izy, te haheno ny feoko, te hahita ahy fona, bdb e;;;;

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: Eisssy e
Date: 22 novembre 2017 - 08:13

Crise ny filana ara-nofo anie izany ilay izy e, misy fitaka sy lainga ao ambadik'izany rehetra izany

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: SIFUDIAS
Date: 14 décembre 2017 - 11:37

"crise, crise " quand t'es une excuse pour trouver ailleurs
toi qui s'appelle "crise" pour essayer de changer " le ou la "meilleur pour voir ailleurs

crise de la trentaine,
crise de la quarantaine,
crise de la cinquantaine !!!!!
et bien, c'est une crise quand même !!!!

même si on quitte la personne qui vous aime
pour trouver autre qui "par devant ou derrière", vous prenne

Quand on confond crise et hormone
Adam ou Eve , voici la pomme
Quand on confond envie et sexe
Ne vous retenant pas pour votre perte

A BON ENTENDEUR SALUT

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: et après la crise
Date: 15 décembre 2017 - 04:20

Azoko le zavatra handalovanao. niha lehibe ianao, milamina ara-materialy, manana vady izay mety ahazoana antoka sy toky bebe kokoa. Tsy dia misy zavatra mampiferon'aina anao intsony angamba dia lasa mihitatra le saina. Le confiance azonao lasa mampirona anao handrana zavatra vaovao.Normal be


Tokony tsy misy mamparatsy azy raha hainao ny mitondra an'io @ lalana mendrika kokoa. ohatrany hoe t'as besoin de nouveaute , de tester ton pouvoir de seduction.
Tadidio anefa fa hoy ny vahiny hoe on ne sait pas ce que l'on gagne, mais tu saura ce que tu vas perdre.
Hoy ny malagasy iray izay miteny hoe raha vao zarainao ny fitiavanao dia hihena isan'andro ny fitiavanao ny iray @ ireo olona ireo. Ka misy 1 lasa tsy hotianao intsony ary ho hitanao ny faharatsiany
Marina be ny voalazan'ny ireo namana eo aloha hoe ny fakam-panahy zany ao anatin'ny fiainana fa safidy FOANA na TSIA ny hiroana ana na tsia
Tandremo fa tsy hitanao akory dia ny flirt izay heverinao hoe tsotra dia lasa passion non maitrisable.Zao no fotoana fametrahana limite fa rehefa avy eo tara loatra

Ianao ihany no afaka mahita izay ataonao, SAFIDY foana io.Afaka handramanao ny vonkazo voankazo fa miteny aho hoe matsiro, mampangitakitaka ary manintona io.Ny ao antrano efa lasa plat sy routine

Afaka hialana koa anefa io fakampanahy io dia arotsaka hanatevenana ny maha ianao anao sy ny tokatrano

Tompon'ny safidy ary tompon'andraikitra @ izay ho ataonao ianao. Tsy misy excuse zany. Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: ezaka
Date: 15 décembre 2017 - 09:44

Crise de la trentaine 26 ans~35 ans
Crise de la quarantaine 36 ans~45ans
Crise de la cinquantaine 46ans~ 55 ans

Koa dia aza misy mandray responsabilite amin'ny zavatra tsy mety atao izany ry zareo fa "crise" tsy maintsy handalovana hono io a

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: $ongomby
Date: 15 décembre 2017 - 10:44

De avy eo ndray ho avy ny crise de la vingtaine, de crise de la dizaine, ary ny hiafarany de h@ zazakely avy no lazaina fa misy crise sexuelle. Vetaveta saina fotsiny ny ankamaroan'ny olona fa tsy misy zany crises be dia be zany.

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: ericcc
Date: 19 décembre 2017 - 15:20

ZA bandy no mitantara 28 ans tamin izany, sipa mpiara miasa ato zokiko 9 ans , sipa tena serieu be zay, ary tena msiaka, efa manabady miteraka 3, situation stable tsara, alain vadiny isaky ny mirava miasa , fa de gaga za ,fa de za bandy kely , tsy oe bogosy, na oe chef, tsy oe manambola, de tsy aiko fa de za no charmen i kala, izy ko tena tsy ratsy mihitsy , nisy fotoana ao tafaray bus hande hody fa tsy nisy naka izy, de noraisiny ny tanako de nofihinina mafy, de nainkina teo amin ssoroko izy, de nanomboka teony tantara hatamizao, izy mivady mifakaty tsara, izahay ko mifakatia tsara, fa de gaga mihitsy aho atrami izao

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: Tsy mahagaga
Date: 20 décembre 2017 - 10:57

Ericc> ka efa hoe crisen'ny filana ara-nofo ilay izy rehefa dinihana, rehefa milamina loatra dia misy te hikorontana

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: Nenikeli
Date: 13 janvier 2018 - 17:01

Jade,
Manakaiky ny tantaranao no iainako. Amiko tsy crise ilay izy fa arakilay voalaza maro eo ambony. Eny na ianao aza mahatsampa. Fa mahatsiaro ho manana fahefana ny tena. Manana ny hoentimanana, ny ankizy koa efa mba independante kely fa tsy ilay mbola mila nono sy ampatoriana.
Mahatsiaro ho tena vehivavy hoy ianao. Hany ka na ny fihetsikao ary dia manintona ireo lehilahy izay liona mitady ny ho arapaka mandrakariva.
30taona mahery aho. Tao anatin fotoana tsy nampoizina no niarahako tamna lehilahy 30 taona mahery koa. Samy manambady izahay.alina iray tsy nampoizina no nanombohan tantara. Nandeha ny volana iray roa dia toa filana ihany no betsaka saingy rehefa nitakosona ela dia tena lasa nifampizara fiainana maro. Lasa nifanankaiky kokoa. Lasa tena nifankatia. Hadino noho izany ny vady tato antrano. Niha nofahanana lainga, napetrapetraka, hadino hatram fanaovana ny adidy am maha mpivady. Lasa sazy sisa. Tena nangatsiaka tanteraka ny tokatrano. Misaotra ny Tompo anefa aho fa tao anatin fahajambana tanteraka no nampahiratiny ny masoko. Tsy ianao ihany akory no vonikazo fa maro karazana izy ireny. Ary tsy vitsy ny lehilahy mitia vadinolona no natao hitety azy irery. Tratrako fa manana olontiana hafa ilay olontiako. Mafy tena mafy. Ianao mieritreritra ho olona tompon hery rehetra no voatsipy tao anatin indrai mipimaso. Ianao izay efa tsy niaina izany fisarahana izany efa ampolotaonany maro no voatery manapakevitra hisaraka. Misaotra ny Tompo aho fa mbola tsy rava tanteraka ny tokatranoko no nahiratra amzao situation izao ny masoko.
Ka hoy aho mananatra fa efa voa, aza mikolokolo ny any ankafa nefa ny ao antrano havela ho maina.
Tsy misy atao tsy hisy farany. Ka dieny mbola tsy tara. Miverena lalana

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: Jade
Date: 24 janvier 2018 - 15:44

Manahoana daholo!!
Misaotra anareo rehetra t@ ireo toro hevitra na ireo lesona notsoahanareo t@ zavatra niainanareo. Na dia fatatro mazava tsara aza fa ho ratsy ny fiafaran'ity tantara ity raha mitohy, dia tena nanampy be ahy ireo zavatra voalazanareo ahy teo ambony sady nampisokatra ny masoko ihany koa.
Niezaka ary tena niezaka be mintsy aho ny tsy hihaonanay intsony satria efa ho 1 mois mahery kely zay zao no tsy nihaona. Par contre mbola mifanoratra ihany izahay saingy tena mahalana be, juste pour prendre des nouvelles de l'autre. Ary ny resakay aza toa lasa banal be sisa. Ary zay vao tena tsapako fa tsy dia hoe relation azoko ho antenaina ho serieuse ilay anay fa toa filàna nandalo araka ny voalazanareo fotsiny. Nanampy betsaka ahy ny fitanisako ireo toetra tsy tiko ananany na dia lehilahy tena beau et attirant aza izy. Tsapako fa maro ireo zavatra tsy hahamety ny fiarahanay raha sanatria aho hikasa ny hanorina fiainana miaraka aminy. Mety hiroborobo be sy mamay be ilay fitiavana amboalohany fa efa tsapako sahady fa tsy haharitra ela.
Na izany aza dia tsoriko fa misy fotoana aho dia mahatsapa misy banga izany rehefa tsy mahita sy miresaka aminy. Tsy indray tsy indroa fa matetika aho mitomany sy malahelo azy sy ireo zavatra niainanay. Mbola miezaka aho ary ho tohizako ny fiezahako hanadinoana azy tanteraka.
Miala tsiny raha lava loatra fa tena ilaiko ilay mamaoaka izany rehetra izany satria sarotra ihany ny hitantaràna izany @ namana akaiky.

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: Mpiandry ato
Date: 24 janvier 2018 - 18:43

dia tsy fantatry ilay olona akory ve hoe tafiditry ny devoly izy dia tsy mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy intsony,dia ny taona no atao excuse ,nefa efa safidy izao ilay atao

dieny mbola flirt no atao,dia roaso ny devoly ,résisté,résisté au diable

Options: Répondre
Re: Crise de la trentaine hoe?
Par: oudry
Date: 02 février 2018 - 12:42

mpiandry ato>tsy ao aminao ny lelo dia ho ahisino, ahisino, efa fantany anie zany e. fa efa io lazainy io ny manjo azy.
ny mba hanampiko fotsiny dia hoe Andriamanitra tsy diso nanome io vadinao io dia hajao izy, manàna fierté hoe za kosa ve dia ho petasse, non sanatria sady ataon'olona kilalao. lay dignité anao mintsy anie no en jeu.
dia laherez fa iray ihany ny marina fa tsy misy betsaka, refa ratsy dia ratsy, tsara dia tsara, ny eo an tenatenany tsy izy

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg