Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: Hey
Date: 29 décembre 2017 - 22:33

Tiako ho fantatro fotsiny

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: ramah
Date: 30 décembre 2017 - 06:14

manampitiavana amin'ny lafiny rehetra

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: trandraka
Date: 30 décembre 2017 - 17:28

- Sipa tsara tarehy amiko (izay tsy voatery ho tsara tarehy ho an'ny hafa)

- Sipa manapahaizana

- Sipa mahay mihaingo, très classe, saingy faran'izay tso-piaina, sy tsy be haingitraingitra.

Raha ohatra moa ka mbola mahay mahandro sakafo gasy ihany koa, dia vao maika tena henjana......


Lehilahy no manoratra, mazava ho azy!

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: vetalah
Date: 30 décembre 2017 - 21:24

Sipa manana bika sy endrika
Sipa manana toetra amam panahy tsra
sipa manam pahaizana sy fahalalana
sipa miara mitady fa tsy maiandry vola be

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: beIapin
Date: 30 décembre 2017 - 22:13

sipa mpankato !!!!

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: Rabg
Date: 07 janvier 2018 - 10:58

Sipa mahay mifandray aman'olona, manampanahy, mahafantatra ny limite tokony tsy tokony hioharana amin'ny lafiny rehetra, mahakarakara tena sns sns.

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: jlambut...
Date: 08 janvier 2018 - 13:49

Sariaka lalandava

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: Dual core
Date: 08 janvier 2018 - 18:05

Sipa sa vady?

Raha sipa dia ilay manolotra lavaka telo no milay, tsy kizitina , mampirevy ,tsy saropiaro ,madio sy mahakarakara vatana. Zandry aman-taona mba manome espoir hoe mbola jeune ange ny bandy mahazaka sipa kely.

Raha vady indray, dia ny toetra no tena zava-dehibe. Reny mahay mitaiza, manaja sy manampy ny vadiny. anjely mpiambina ny tokatrano tsy ho ravan'ny fankapanahy. Mahalala ny mety sy tsy mety ao antrano sy eny ivelany. Matanjaka ara-tsaina fa melemy fo, entitra amin'ny ratsy ataoko nefa mampahery amin'ny ezaka atrehiko. Ary indrindraindrindra Tiako ary tia ahy

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: Raomby
Date: 16 janvier 2018 - 12:10

Na vhv lafatra takninn aza ka ts mahay kiombiomby d efa tsizy zay

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: mmekely
Date: 16 janvier 2018 - 17:25

trandraka< vetalah<belapin<Dualcore< tena izaho mitsy zany teneninareo rehetra zany, sambatra be ve zany ny vadiko?

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: trandraka
Date: 16 janvier 2018 - 18:35

mmekely,

Azo lazaina ho Anjely latsaka an-tany ihany ianao raha izany an.........

Kanefa tsy voatery ho sambatra ilay vadinareo raha izay ilay cas .........

Aza hanontaniana intsony aho nefa hoe fa maninona, satria mino aho fa efa takatrao ny antony, fa mody hapetrakao fotsiny ilay question ./.

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: ericcc
Date: 17 janvier 2018 - 06:05

sipa tena tiako,sipa zokiko , na lava noho za, sipa dominant , tsy le miangotigoty be amiko foana, sipa afaka mibaiko ana, sipa hentitra, nefa sipa tena tia ana, efa sendra izay mihitsy aho amizao fa indrisy fa sady vadin olona izy hi3 fa tiako foana ary mifakatia foana

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: jlambut...
Date: 13 février 2018 - 19:01

ny ahy sipa
-tsotra nefa manja (amiko).
-sipa sariaka
-sipa ts le mianjonajona reny
-sipa mandefindefitra

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: mmekely
Date: 14 février 2018 - 07:20

trandraka< ndao tsika sy trandraka zany hifanao fotoana...

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: trandraka
Date: 14 février 2018 - 10:09

mmekely,

Ndao fa tsy olana mihitsy ny manao fotoana ka!!!...... Ny mety ho olana dia tsy manana afatsy 5000Ar miampy majinika kely aho aty amiko aty, ka asa raha ho ampy ho antsika izay hihinana vary mitsangana.....Sinon mofogasy koa mety, dia mipetrapetraka eny rehetra eny, mandinika ny mpanao saint-valentin androany.

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: mmekely
Date: 14 février 2018 - 11:08

trandraka< tena mba asio zero 1 farafaratsiny e! zany ve tsy frais dia lany sa misy vamclin_oeil

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: trandraka
Date: 14 février 2018 - 11:20

mmekely,

Aiza aza no hiterahana zéro iray izany....... Io 5000Ar io aza mbola ho tsitsina hividianana anana roa toko ho atao sakafo rahapitso ko.....Vita tongotra daholo ny trajet ho atao fa tsy mila frais izany koa anie eh..... Vam izany moa dia aza manonofy tsika fa mahantra ny havanao eh.

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: pitsony
Date: 14 février 2018 - 12:33

NY Sipaonjy,
- Sady malemy ;
- Mihevitra ;
- Nefa boribory mortderire

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: mmekely
Date: 15 février 2018 - 07:21

ka nareo mitady sipa milay, très classe, manja, manampahaizana...nefa entinareo vary mitsangana, aona koa ary zany, tsy aleo manao scoubidou raha izany??? izany rehetra izany anie mba vidina lafo ihany fa sao everinareo fa milatsaka ho azy avy any an-danitra daholo ary zany fa mba misy effort ataon'le sipa anie ao matoa izy manja e, matoa izy classe, matoa izy mahay mahandro...

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: trandraka
Date: 15 février 2018 - 10:03

mmkely,

Mety adinonareo na odinareo tsy vakiana angamba ilay détails manana ny importance goavana au même niveau que les autres critères hoe ".........saingy faran'izay tso-piaina, sy tsy be haingitraingitra".

Mahalaza zavatra betsaka kanefa io détails adinonareo io, satria eo amin'io point io mihitsy, no subtilité an'ilay zavatra......... Vehivavy manja iza, vehivavy très classe iza, vehivavy manampahaizana iza no "sahy" tsy hametraka olana, ny amin'ny fitondrako azy eny amin'ny vary mitsangana??????

Aza adino ihany koa ity manaraka ity: Mora dia mora ho an'ny olona "zatra ny tsy misy" no mi s'adapter amin'ny situation'ny "zatra ny misy"......Tsy voatery ho valable ny inverse malheureusement.

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: mmekely
Date: 16 février 2018 - 07:22

ka mba farito kely ary aloha ilay hoe tso-piaina tsy be haingitraingitra nefa classe e!

ireny classe classe ireny mihitsy tsy miditra raha tsy resto, tsy mandeha raha tsy boite luxe, tsy mividy zavatra raha tsy vaovao sy lafo, tsy mampiasa produit raha tsy de marque (ny tso -piaina huile coco de vita) sa classe @ le aiza no tianao ambara?

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: trandraka
Date: 16 février 2018 - 10:30

mmekely,

Manahirana be ry mmkely ny mamaritra an'izany ampahibemaso eto, fa aleo mbo handeha naturellement fotsiny ilay izy ho an'izay vonona an.

Izao fotsiny no zavatra azoko lazaina anao angamba........."Raha efa nankany amin'ny volana ianao ohatra", ka nandalo na monina elaela tany, ary hitantara amiko (izay mbola tsy tany) rehefa niverina teto an-tany hoe, manao ahoana izany atao hoe fiainana en apesanteur izany......,dia sûr aho, fa ho sarotra amiko ny hi comprendre ny zavatra lazainao, satria mbola tsy niainako ilay zavatra niainanao.

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: band zan
Date: 16 février 2018 - 15:46

ny sipa tena milay :

-tsara tare na maloto aza
-na miakanjo aza mbola miboridana
-masera ety ivelany fa mako relll ao am-pandrina
-miavona @ bandy rehetra afatsy amiko
-mangina nefa miresaka be !

fa tonga de mitsangana ny maty e !

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: coin
Date: 19 février 2018 - 14:48

Ny vadiko no sipa milay indrindra amiko, avy eo betsaka ny tsara sy mahafinaritra.

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: Fake
Date: 21 février 2018 - 14:09

Dual Core : Ngah ianao efa manambady ? Ary ngah koa ianao efa matahotra ny ho antitra no oe mbola mba zandry am zay mba mahatsapa fa mbola jeune mahazaka sipa kely taona ??? Hafa fisainana !!!

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: mosy
Date: 21 février 2018 - 14:23

sipa mahalala fomba sy mahay manao!hahha...tsotra.

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: Lohany
Date: 28 février 2018 - 10:19

Ankoatra izay efa voalaza, dia sipa hita taratra fa hanaja ny maha loham-pianakaviana ny lehilahy, sy hanampy amin'ny fandrindrana amin'ny lafiny rehetra izay mety ho tokantrano ao aoriana.

Options: Répondre
Re: Sipa tena milay aminareo lehilahy
Par: Rabg
Date: 09 mars 2018 - 12:31

Vehivavy tsy be famaliana mampite hamelaka ny tamaina ireny.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg