Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: siavo
Date: 09 janvier 2018 - 09:40

Ny manoratra dia vhv efa ho 40ans dia io amin'ny io sujet io e !

Te hiteraka nefa mieritreritra be iany oe mety ve izany ??

Sao dia égoiste be ?

Misy ko ve mitovy cas amiko ?

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: mail
Date: 09 janvier 2018 - 12:19

hazavao tsara azafady.
hoe na tsy manambady aza ve dia te hiteraka ?
tsy egoiste aloha amiko fa ilaina ny zaza
lehilahy aho

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: mail
Date: 09 janvier 2018 - 12:36

fafiny amin'ny g mail teboka com ny email raha te hifandray ianao

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: siavo
Date: 09 janvier 2018 - 14:39

mail> oui zay mintsy , na tsy manambady azy e !

ny tena mampiasa ny saiko dia le oe raha tsy izao aho no maka décision amin'izany dia tena tara lotra. za nefa tena tsy te hiteraka tsy manambady izany nefa miombona hevitra aminao oe ilaina ny zaza.

ny tiko atongavana eto tsy oe misy mba efa niaina an'izany ve ? d manao ahoana ny fitombon'ilay zaza rehefa avy eo ! personnalité sns ze expérience henoko sy hitako dia mampiseho hoe misy karazana manque zany fona ny ankizy monoparenta surtout oe manque image masculine manodidina ahy nefa tena tsy misy an'izay intsony na tsy eto antoerana akaiky zany ka afaka hanampy amin'izay.

témoignage na olona nitaiza ny zanany irery no tiko ahatongavana na olona lehibe tanaty tokatranao monoparental.

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: mail
Date: 09 janvier 2018 - 15:02

fahitako azy manokana dia miankina amin'ny fitaizana ilay zaza izy io , voalohany aloha ilay reny niteraka azy mila tsy menatr'olona satria hoe niteraka tsy manambady fa tokony atao antsina foana fa ilay zaza no laharampahamehana na ahoana na ahoana , ny fitaizana azy no ezahina ho tsaraa , ilay lehilahy mety ahazoanao ilay zazao koa mbola tsy fantatra rahateo ny heviny rehefa bevohoka ianao fa mialoha ny hikarakarana ny fametrahana ny zaza dia mila ifanarahana tsara amin'ilay lehilahy hametraka azy aloha mba tsy hisian'ny olana , fa rehefa io no milamina inoako fa tsy hisy "manque" loatra eo amin'ilay zaza rehefa teraka sy taizana .

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: Mihounona
Date: 09 janvier 2018 - 15:14

40 ans ve vao hieritreritra hanao zaza? Mbola vao hitady ny rainy raha hihisy? Donc 42 ans any ho any vao probable ho tonga @tanjona? Sao dia mbo ny mihounona no tsara indrindra? Ary naninona no tsy efa taloha no natao izany? Sa satrapifidy loatra dia basin'arifito ny niafarany?

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: nomet
Date: 09 janvier 2018 - 17:09

Ny mety kokoa aminao angamba de adoption

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: Rangahy46
Date: 09 janvier 2018 - 22:39

siavo >> Tsy azoko le adresse napetrakao, raha mba azonao averina

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: siavo
Date: 10 janvier 2018 - 08:19

Bjr doly,

ny ho mety ho rainy alo tsy oe mitady intsony fa efa afaka misy any. marina le hoe miankina amin'ny firesahana aminy avy oe fa ny ahy dia j'imagine le pire scenario aloha e ! raha milamina ny miaraka aminy dia alaina araka izay.

Mihounona > otrany oe mandatsa ahy izany enao mais bon tsy ahoako lotra, tsy le any amin'ny hoe tara sa tsy d mionona amin'izao ! aza mitsara mba tsy ho tsaraina ! hevitra no tadiavina matoa aho tsy ni exposer reo fanontaniana bdb anontanianao reo tsy important ireo.

nomet > efa tonga any amin'izany koa ny saiko saingy tsy sarotra be ve ny demarche ho an'ny celibataire ? manana info mikasika an'io ve enao ?

syavo40amin'ny gmailcom

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: Conseil d'ami
Date: 10 janvier 2018 - 09:00

L'initiative n'est le problème.
Par contre, ny zaza rehefa tsy misy rainy, dia somary sarotsarotra ny mitaiza azy.
Mila fikarakarana manokana.

Kanefa à 40 ans, misy anjara foana any.
Na tsy hanambady fa Union libre ohatra.

Conseil fotsiny ny ahy.

Fa rehefa tena tofoka lhl kosa ianao, tsy maninona izany.
Mamakia boky, dia mi-se documenter sur internet amin'ny fomba hitaizana ny zaza.

Mankasitraka

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: tehoanSiavo
Date: 10 janvier 2018 - 10:45

siavo>>>> efa nandefask mail any ianao...

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: discret_bandy
Date: 10 janvier 2018 - 15:03

Betsaka ny olona manao anizany fantatro, maro ny antony tsy nanambadiany, ao ny leo toetrandehilahy, ao ny tara fanambadiana nefa te hiteraka etc... Lay zaza lehibe eny foana fa omany tsara fotsiny ny famelomana azy: sekoly sy fanabeazana etc. Tsy dia misy olana loatra amiko.

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: Radama III
Date: 11 janvier 2018 - 00:02

Ny zaza no fitohizan'ny maha enao anao. Raha tsis zaza dia tapitra eo ny tantaranao. Iza no mba hianteheranao rehefa anritra ???? Iza no mba habdova izay ho arianao ??? Ysara ny miteraka.

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: siavo
Date: 11 janvier 2018 - 07:20

Misaotra amin'ny hevitra omenareo ! inona mo zany fa dia misy ho dinihina sy fakafakaina e !

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: tehoanSiavo
Date: 15 janvier 2018 - 14:13

Siavo>>toa tsy heno ianao.. dslf a izao indray vao connecté e!! efa novaliako any @ email raha toa ka afaka manoratra
A+

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: Nazar
Date: 18 janvier 2018 - 09:31

band no miteny!!!! 24 ans zai menadah !!!! vo teraka de las raben!!!!! tsitako ze manque amiko aloh f otrn oln rhtr A, zanjnai ko otrzai!!!! zany hoe fotsiny ten samy variana @ fenarana sy ny loisir ary ny asa!!!!!
efa zay no teneniko @ piara miasa amiko zao, aleo miteraka fa ny esperances de vie ef miena sao dia tara loatra!!!!!! ny vehivavy menoposes ef midina ny taona aaaa!!!!!!

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: Ikalaefapolotaona
Date: 24 janvier 2018 - 10:10

Bonjour

Izaho dia sahala aminao koa, efa mihoatra ny 40 taona aza. Efa nisy niteny tamiko toy izany hoe maninona raha miteraka rehefa tsy hanambady? Iza no ianteherana rehefa antitra?

Dia izao no hevitro. Fantatro fa mety misy hanome tsiny ahy eto amin'ny forum nefa tsy maninona izany.

1. Ianao dia milaza fa hoe sao dia fitiavan-tena izany. Raha ny fijeriko manokana dia marina izay. Tsy any amin'ilay hoe misy manque ny zaza rehefa avy eo fa io rehefa hainao ny mitaiza azy feno foana ny fiainany. Fa ny maha egoisme azy raha araka ny hevitro dia ilay zaza tsy nateraka tao anatin'ny lamina mifehy ny tontolo misy antsika (ao anatin'ny fanambadiana).Nahazo izay nirinao ianao nahazo azy saingy ahoana kosa ny aminy? Dia ho "zaza sary ve?" Efa nahita cas an'olona aho manko tsy afaka niteraka ilay rangahy ka nihodina ilay ramatoa saingy ankehitriny tsy milamina ny fiainan'ilay zaza (efa lehibe moa fa tsy zaza intsony). Tsy hiteny betsaka momba io tantara io aho fa fiainan'olona ve moa dia hovelariko eto.

2. Raha resaka fahatarana indray, miankina amin'ny toe-batanao ihany io.

3. Raha hoe tsy misy inateherana indray, tsy voatery hoe rehefa manan-janaka ianao dia afaka hiantehatra aminy TSIA. Mahafantatra olona aho fa maty tao anatin'ny indray mipy maso ny vadiny sy ny zanany rehetra, tsy nisy niangana na iray aza. Misy naman'i neninay izay koa niteraka maro mihitsy fa tsy misy miraharaha azy ny zanany na iray aza, ny anankiray aza moa dia lasa enta-mavesatra ho azy noho ny ditrany.

Amiko, ny fanankinana ny fiainana amin'Andriamanitra ihany no zava-dehibe.

Izay fa dia mahereza

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: siavo
Date: 06 février 2018 - 10:52

Miarahaba anareo indray,

Ikalaefapolo > marina daholo ireo voalazanao ireo ary misy hieritreretena tsara tokoa. mankasitraka amin'ny valiteny.

Mbola izay aloha ny projet masaka ato antsaiko atreto na dia hitako aza fa sarotra ny hanatanterahana azy e !

Hita eo ny tohiny e !

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: mahantra
Date: 06 février 2018 - 13:56

Za afaka manome zazà anareo sady mba bôgôsy ihany.

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: omena
Date: 07 février 2018 - 13:49

Aza manaonao foana ry reto an ! raha tsy hanambady anao na hanangana ilay zaza ny rainy dia aza miditra.
Tandremo koa ny miteraka amin'ny lehilahy efa manambady.
Tsy biby akory io haterakao io ka ho velona rehefa fahanana fa ny olombelona dia mila fitiavana sy fitaizana avy amin'ny ray sy reniny, ny fianankaviana ary ny fiaraha-monina. Ny olona misaram-panambadiana aza efa tsy fidiny ny mahazo ny zaza.
Fisainan'ny olona taloha tany ambanivohitra izany hoe "zanaka no harena" ka io no hianteherana rehefa osa.
Meteza mipetraka eo amin'ny toeran'ilay zaza tsy manan-dray.

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: Evoutr
Date: 07 février 2018 - 17:54

Amiko, tsy tsara loatra ni miteraka tsy misy ni ray satria tsy maintsy misy tsy ampi foana a io zaza io ni affection paternel tsy voavidy vola na éduqué sy misy loisirs tahaka an inona aza lai zaza tsy maintsy misy fanintaniana bdb ao an tsaina ao na tsy miteni aza izi

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: 42 taona
Date: 09 février 2018 - 14:48

Za indray lehilahy 42 taona, te hiteraka, relation libre.

Dia haoan ?

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: 42 taona
Date: 09 février 2018 - 14:56

Io ny mial dia miresaka raha mety :

projetenfant ao @ yahoo fr

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: pokanelna
Date: 09 février 2018 - 15:40

Miteraha refa vonona ny saina. Refa izay no anjaranao de hahazo zaza ianao fa io koa moa tsy azon'izay maniry rehetra. Ny vady izany, mety ho avy foana koa refa anjaranao ny hanamabdy na efa 50 taona mahery aza, moa tsy ahazo vady foana ko enao refa anjaranao ny tsy hanambady. Ny manabe zaza tsy anilan'ny rainy moa de olana iarahamizaka, fa dia atrehina eo e! Otranay zao mitaiza zaza anilan'ny rainy fa ny ataon'ny rainy ndray no lasa mampaditra sy mankarary fo anle zaza.

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: siavo
Date: 13 février 2018 - 12:13

Ho an'i 42taona :

Azafady fa inona ny asanao? Manana trano ve ianao? Salama vatana ve ianao? Inona ny diplomanao? Mirefy + 1m75 ve ianao sa fonetana? Matavy sa mahia?
Mbola tsy nanam-bady ve ianao? Efa manan-janaka ve ianao?

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: Efa niaina
Date: 13 février 2018 - 15:07

Miarahaba,

Vevavy 40ans za,nandalo aditsaina toy izao anao zao refa ts nanambady sy leo ny toetran-dehilahy.Efa ela aho no nieritreritra we te hiteraka refa ts hanambady.
Niaraka t@ olona nanambady aho,zay relation tsy nampoizina.Bevoka par acciddent za t@zany,nanomboka teo ny olana satria dia miady fona,nanery ahy hanala an'io zaza io izy saingy tsy nanaiky hatr@ farany aho.Teraka soa amantsara aho,nanampy anay mianaka izy t@ fitondrako vohoka sy fiterahana saingy tsy misoratra aminy ny zaza noho izy manambady.
Fitaizana>>izaho irery no mitaiza ny zanako,sahirana raha tsy misy olona afaka mi seconder enao (Reny,Rahavavy,sns....)afaka manampy mitaiza en permanence satria tena ts zakan'ny vevavy kely fofonaina ilay mitaiza irery.Oh:reraka @alina mitaiza :maditra ny zaza nefa ts maintsy handeha hiasa maraina.Tena mila ny dadany koa ny zaza refa miha lehibe kely eo(0 à 6ans)izy no maboly ny toetrany sy ny personnalité-ny ka mila tena mamolaka be eo.in11 ny zaza mafy loha be dia ts voanatry ny reniny dia iny lay ilaina ny dadany,sns.....bdb ny ilainle zaza @ Dadany.

Za manokana,tsy nanenina niteraka anle zaza saingy TENA TSY MORA le mitaiza irery.
Aty @ taonan'ny fahalehibeazako aho vao resy lahatra fa tsy adala Atra manao Dada sy Neny zay vao misy ny zaza.

Conclusion:za ôtranao io mits t@zany maimay hiteraka sns,fa refa tena teo tokoa tena mivoka sempotra (resaky ny manodidina,resa-bola,resaka fitaizana,resaka fanabeazana).Enao tena reraka satria tsy mipetraka mitsy (asa;zaza;adidy;rarà sns....)

Dia tadidio koa fa ny mpiasa tsy mba namana zany am fitaizana fa vao maika aza entamavesatra à part.

Dia mirary soa anao,zay no niainako ,tsy fantatro ra misy mety aminao ny temoignageko;ary za tena mananatra ny olona ze fantatro foana we aza manao mère célibataire zany fa tena sady mijaly ny reniny no mijaly le zaza.

Courage

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: edgard
Date: 14 février 2018 - 10:28

zaho indray bandy handray 40 amin ito taona ito fa tena mitovy cas

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: siavo
Date: 15 février 2018 - 10:07

Bjr daholo !

efa niana > le partage na experience mintsy no tiko ahatongavana tamin'ity sujet ity !
azonao antsaina angambany oe otrany ahona le dilemne mahazo ahy e !

mahita io tantaranao io aho dia te hiteny oe aleo ranga amizao zan dia hita a !! nefa mieritreritra indray oe d raha tara lotra vao haka décision dia aona koa !!

tsy mora e! merci am le partage fa misy hisaintsainana tokoa e !

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: Efa niaina
Date: 15 février 2018 - 16:08

Siavo>>> Mametrà mail de any tsika roa miresaka tsara fa public loatra eto ka mihahaka be

Courage enao.

Raha manana gmail vao maika tsara afaka mi chat de afaka manotany ze tinao anotaniana enao.

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: fanontaniana
Date: 16 février 2018 - 00:26

siavo: fa inona moa zany no tena tadivinao: vady sa rainjaza fotsiny sa rainjaza mamelona ny zanany, sa inona no tena andrasanao amin'ilay lhl? marina dia marina fa important ny mahalala hoe olona manao ahoana ilay ho rainjaza fa ilay fanontanianao amini 42ans ohatran hafahafa amiko. raha rainjaza fotsiny no tadiavinao dia rehefa salama tsara izy dia ampy, entre 25 et 35ans no ideal, etre beau physiquement sera un atout. decision anao no hiteraka dia aza manatena an'ilay lehilahy mihitsy ianao fa betsaka anie ny lhl manambady aradalana tsy mammelona na mijery ny zanany akory e.
mety direct be ilay fiteniko fa quand meme, ne te permet pas de faire la difficile ma belle! azoko tsara hoe c'est plus qu'un spermatozoide mais de là à poser comme premiere question: inona no asanao, manana trano ve, sao dia mba spons kosa no tena tadiavinao?

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: siavo
Date: 16 février 2018 - 09:46

fanontaniana > matoa aho tsy nanisy sira iny publication natao tami anarako iny dia tsy izaho no nanao an'io!

partage d'expérience otran io tenenin efaniaina io no tadiaviko fa tsy nanao annonce akory aho e

misaotra amin'ireo izay mbola hifampizara ny efa nianany eto e !!

Options: Répondre
Re: 40 ans tsy manambady te hiteraka
Par: bandy efa candidat
Date: 16 février 2018 - 17:31

Efa namaly annonce t@ site iray izay aho t@ io resaka miteraka tsy manambady io. nifandray t@ ilay vehivavy aho ary nony farany naleo niresaka face a face mihitsy hoe aiza no tena tiany hahatongavana.

Somary nanaitra ahy ihany ilay eritreriny t@ izay satria izao no tiany hahatongavana :
- Tsy nifidy izy na lehilahy manambady na mbola célibataire no rain'ilay zanany
- hifanaraka fa hapetraka ilay zaza dia anjarany ny ambiny rehetra mandra-pahaterak'ilay zaza (raha te-hanampy ilay rainy tsara, raha tsy manaiky, efa niomana izy)
- rehefa teraka dia tiany hi-reconaitre ilay zaza ny rainy na efa manambady na tsia (obligatoire ity farany ity)

Ity farany ity no nanahirana ahy noho ny situation-ko manambady. Tena marina tsy resaka revy ny ahy fa hitako ilay desespoir-ny te-hiteraka. Nolaviko ilay condition fahatelo, ilay faharoa kosa anefa efa niomana ihany aho hoe hanome ny premier confort ho an'ilay zaza rehefa teraka sy hamantatra ny sexe-ny rehefa tonga ny fotoana hijerena azy @ echo ary vonona ny handoa ny echo.

faniriany anefa mba olona efa manana ny maha-izy azy no rain-janany fa tsy jiolahim-boto.

Sarotra kosa anefa ilay condition fahatelo ka naleo nilamina

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg