Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Miandry anao aho
Par: Mimosa
Date: 18 janvier 2018 - 17:24

Mihazakazaka ny fiainana, mandroso tsy hay fefena ny fotoana mankany amin'ny farany. Manomboka manontany tena aho hoe aiza ary ianao ilay mandrasako? Betsaka ny olona notiaviko sy tia ahy fa hatramin'izao mbola tsy nahita ilay olona hifanao voady amiko hoe "hikankatia hatramin'ny farany isika roa" Manontany tena aho hoe sao dia ianao io ilay anjarako?

Lehilahy aho 42 ans mipetraka aty Frantsa, manana asa tsara fivelomana, mbola manana tanjona maro ho tratrarina miaraka aminao, 1m78 zarazara hoditra tsy be kibo, tsy sola, tsy banga fa mbola ao tsara daholo. Ianao? vehivavy 35-45 ans na mihoatra kely na latsaka kely tsy maninona. Célibataire, divorcée, veuve avec ou sans enfants...Ny zavatra tadiaviko dia ny fifankatiavana marina sy madio. Na eto France ianao na any Madagasikara tsy olana.

Aza matahotra, aza menamenatra manorata ahy fa tsy hay izay mety ho avy. Tadidio mihazakazaka ny fiainana ka sao dia tara loatra

Ampitiavana...

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Ndray
Date: 18 janvier 2018 - 19:56

Aiza ary ianao ilay nandrasako?? ohatry ny mifanalavitra ny taonantsika dia tsy mety . Fa firy taona ianao no ao France ? Izaho tsy dia lavitra fa Europe ihany saingy efa manan-janaka . Ny ay aloha raha izaho no mahita olona mifanentana amiko dia atao izay ahitana tsirony amin'ity fiainana ity , mandalo ihany mantsy izy ity e!!! ataovy foana ny appel e,

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: MIHEVERA!
Date: 19 janvier 2018 - 08:45

42ans ve mbola tsy mahita anjara tsy ao RAHA? indrindra lehilahy

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: trandraka
Date: 19 janvier 2018 - 09:49

Mimosa,

Fa région aiza letia no misy an'là ry Mimosa? Vehivavy vraky be mitady vady eraky laFrantsa ve letia dia eto nareo no hitady an'zany an.......???? Mbo mivoaha letia ehh, oadray lé.....

Mandeha soirée sur IDF iray fotsiny ialahy, dia afaka ny hisafidy sipa folo minimum.......Sa handrasan'là ny sipa no hanantona an'là letia an?

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: tsy mimosa
Date: 19 janvier 2018 - 10:50

Mety tsy dia ahitana vady rehefa lehilahy no manao anarana hoe Mimosa angamba hihihi

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: valiha
Date: 19 janvier 2018 - 14:49

Inty aho vonona ny akarinao
35ans misy zaza 2
mbola mitana a!
mety v?

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Palavas
Date: 19 janvier 2018 - 23:10

Coucou Mimosa

Vhv mipetraka eto Montpellier aho. Mety amiko ny profil-nao fa omeo ny contact dia ho hita eo raha mifanaraka isika. 36ans divorcé sans enfant. Bizzzzzz

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Mimosa
Date: 22 janvier 2018 - 12:06

Miarahaba antsika rehetra,

Nahafinaritra ve ny week end? Izao indray vao tafaverina eto ka dia manararaotra ny hamaly anareo izay nanoratra.

Ndray > Misy elanelany be angaha ny taonantsika roa? Sao dia mba mety hisy points communs ihany isika, tsy fantatro aloha ianao na zandriko na zokiko fa ny important dia hoe sao dia mety hifanaraka ny tia sy ny manina.17 ans aho no niala tany Madagasikara ary efa 25 ans aho no nipetraka eto France. Dia teto izany no niainako bebe kokoa noho ny tany antanindrazana. Ianao moa izany aiza ho aiza ao Europe? Izaho mantsy mivezivezy matetika eraky ny ville Européenne Londres, Madrid, Rome, Bruxelles, Amsterdam...Raha ao Rome ianao tena tiako be in love.

MIHEVERA! > Eny hoa ry MIHEVERA 42ans aho mbola tsy casé foana, ny important amiko dia tsy ilay hoe hanambady à tout prix, aleo mantsy célibat toy izay mal marié. Ny fotoana koa no tsy dia misy firy fa tena sarotra ny mahita ilay perle rare. Non tsy misy problème akory fa miandry ilay tena mety amiko aho.

trandraka > Firy taona ianao io ry trandraka? sao dia tsy mety ilay mifanao ialahy olona tsy fantatra...Aza manahy iianao fa tsy olona mihidy antrano mihitsy ny tenako, France aza kely amiko tsy voafetran'ny frontière ny namako sy ny tany lalovako. Eny hoa tsy mandeha amin'ny soirée Malagasy aho ka tsy mahita vehivavy ampolony ho fidiana toy ny eny amin'ny grande surface. Fa misaotra ihany aloha amin'ilay torohevitra...

tsy mimosa > Mba clin d'œil amin'ny hiran'i Mahaleo io pseudo io fa tsy inona akory. Mba afindrako any amin'ilay nandrasako ny fitiavako mimosa.

valiha > 35 ans zaza roa, mety amiko tsara ka! surtout mbola mitana tsara. Bon apetrako eto ny mail dia ho hita eo raha mety isika roa

Palavas > Montpellier hatsiarovako zava-maro io ville io, ma jeunesse, mon insouciance..Carnon plage, grande motte, Place de la comédie...

Ampitiavana...

Ity ny mail :

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: trandraka
Date: 22 janvier 2018 - 12:51

Mimosa,

Ary ialahy izany letia tena otran'ny bandy coincé izany an..........Normal ihany ialahy raha à 42 ans mbola tsy mahita oe aiza ny mankaiza amin'ity fiainana an....... Ny resaka no betsaka fa ny actions tsy ao loatra. Soa ihany aza fa mbo misy forum izany....

Tsy hay koa moa ny misy an'ialahy hoe aiza ho aiza, fa ny mbola azo atoro an'ialahy ihany koa dia miditra membre amin'ny fiangonana ohatra.......

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Mimosa
Date: 22 janvier 2018 - 13:53

Ary toa nanjavona ilay mail napetrako? Ahoana ny fomba hametrahana contact eto amin'ity forum ity.

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: trandraka
Date: 22 janvier 2018 - 14:17

Mimosa,

Normalement ialahy tsy afaka mametraka contact eto ry Mimosa fa tonga dia kifafa no miandry à chaque fois ela manao an'zany an..........

Ny azoko atoro an'ialahy, dia amin'ny alina alohan'ny hatory iny ialahy no mametraka ny contact ela, et avec un peu chance mety ho hitan'ny andriambavilanitra ny mail an'là vao maraina, avant que les kifafas fassent leur travail.

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: femme gasy
Date: 25 janvier 2018 - 12:09

mimosa
za vehivavy 39ans zaza 1 divorcee raha mety aminao

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Mitady anjara koa
Date: 25 janvier 2018 - 13:45

Mimosa,

Za vehivavy, 42 ans, Mipetraka aty Tana, celibataire, manana zanaka lahy kely iray sao mety aminao.

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: ZA ZANY
Date: 25 janvier 2018 - 15:31

Mimosa ,

Miarahaba anao , Za vehivavy 50 ans, veuve sans enfant , sa be laotra ve ilay taona, mipetraka aty madagasikara .
Misaotra mialoha amin'ny valiteny ,mirary soa

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Virilina
Date: 26 janvier 2018 - 09:39

Ilay pseudo hoe Mimosa fotsiny aza dia ahitana hoe tsy ampy izany virilité izany.

Sangisangy ihany iny fa aza tezitra. HiHiHi

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: mimosa
Date: 29 janvier 2018 - 11:51

Faly miarahaba antsika rehetra,

Tonga eto indray aloha hamaly anareo izay nanoratra ho ahy, miala tsiny fa tsy dia manam-potoana loatra fa na dia izany aza tsy maintsy mandalo ihany sao dia eto no ahitako ilay nandrasako.

trandraka>>> trandraka trandraka trandraka....Dia tsy miova mihitsy ianareo ka! tsy mety ange izany manao ialahy olona tsy fantatra izany ê! Tsy ho mpinamana mihitsy angamba isika fa tena mifanao atsimo sy avaratra. Ohatry ny miresaka amin'ireny racailles amin'ny cité ireny ny miresaka aminao. Raha tsy mitovy amin'ireny no ataonao hoe coincé dia tena olona coincé tokoa aho. Momba ny fametrahana contact eto dia misaotra amin'ilay torohevitra na dia tsy pratique aza, je crois avoir trouvé la solution Merci quand même.

femme gasy>>>> Ao anatin'ny critères tadiaviko mihitsy ianao ka! Manorata ahy dia any isika mifampiresaka.

Mitady anjara koa >>> Apetrako eto ny mail dia any isika mireska, on ne sait jamais mety ianao ilay nandrasako.

ZA ZANY >>> Manorata ahy dia ho hita eo fa tsy olana mihitsy ny taona raha mbola mitana tsara ianao ilay nandrasako...Je compte sur toi ma belle.

virilina >>> Raha nataoko hoe "Etalon sauvage" izany ny pseudo dia tena viril be aho? Il faut se méfier des apparences, sao dia diso fanantenana.

Ity ny mail : davidrakotoarison amin'ny laposte teboka net

Ampitiavana.

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: oudry
Date: 29 janvier 2018 - 12:58

mimosa>mahavariana ahy ny fomba fanoratrao, sao ary enao fatra-pifidy??
mety efa nandalo teo akaikinao izy fa tsy hitanao? miverena manao ny ny tour ny manodidina anao e .mahita ny soa.za tsy mitady intsony fa mba sendra namaky lay sujet

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Faarah
Date: 29 janvier 2018 - 13:39

Ts oe fatrapifidy le mimosa tompona sujet fa tsis mpifidy, fa ny marina kokou tsis manaiky hiaraka aminy ny olona, satria toa manana pb eo @lafiny serasera ny fijery azy. Ny vhv juste ny hijery fotsn ny tombotsoany ngamb no afak iarakaminy. Ny fiainana mou mafy rahateo

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Ndray
Date: 29 janvier 2018 - 15:08

Ho an'ireo mitsikera an'i Mimosa ireo , ny vady hovadiana aloha dia mila fidiana fa tsy samborina e!! mandrakizay io vady io fa tsy hoe sipa dia soloina .

Marina ny anao ry mimosa : ataovy ny fifandraisana amin'ny maro na eto amin'ny forum no nahitanao ilay olona mety ho vadinao na any amin'ny sehatra hafa . Hadihadio lalina , izany no fahendrena , "venteso ilay hiran'ny Kintana telo hoe , tsy ny hita irery no mendrika ho vady , fa fomban'ny hendry ny manadihady . Lehilahy ianao ary notezaina t@ lalana mahitsy k"aza mijabaka na kivy , fa Andriamanitra ihany no mahalala . Na dia tsy mifankahalala aza isika dia ohatry ny mi-intéresser ahy ny mireska aminao . Ny amintsika anefa tsy ho anajara fa mampahery fotsiny aho hoe , hahita ny tena mendrika ianao ary ilay vehivavy koa tsy ho diso safidy .

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: TOKY KELY
Date: 30 janvier 2018 - 07:38

zA ZANY > Afaka mahazo ny contact anao ve?

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Izahokoa
Date: 30 janvier 2018 - 09:26

Miarahaba,

Izaho koa dia mitovy aminao ry Mimosa, vehivavy aho mitovy taona isika, mbola tsy misy zaza, fa dia gaga hoe mbola tsy nifanena t@ anjara, saingy izaho eto Madagasikara.

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: TOKY KELY
Date: 30 janvier 2018 - 13:39

Izahokoa> afaka mahazo ny adress mail anao ve? za lehilahy 28ans, efa miasa, mba te hanana relation am olona efa lehibe, na juste minamana sy mifampizara fotsnytsiny ary fa tsy misy resaka afahafa.. tokyfelana araobazy gmail point com

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Izahokoa
Date: 31 janvier 2018 - 13:36

TOKY KELY

Andraso fa handefasako email ianao ary e.

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: TOKY KELY
Date: 01 février 2018 - 08:08

Izahokoa > Tsy mbl voaraiko ny mail anao..

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Mimosa
Date: 01 février 2018 - 12:19

Miarahaba antsika rehetra,

01/02/2018 sahady indray mihazakazaka hoy aho ny fiainana. Efa manakaiky ny St Valentin ka iza no ho Valentineko? Ho anareo izay nanoratra ho ahy dia novaliako androany daholo ka miandry izay tena vonona sy mazoto aho satria samy intéressante daholo ianareo hatreto.

Ampitiavana.

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Nanjavona
Date: 05 février 2018 - 10:40

Ary nanjavona Mimosa sa efa nahita ny mety t@ teto kosa angamba

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Connexion
Date: 06 février 2018 - 16:33

Tompony sujet aza tsy connecté intsony ka iza no hiandry azy eo

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Virus
Date: 07 février 2018 - 21:33

TANDREMO mety olona manaparitaka virus io Mimosa io. Mody asainy mandefa mail aminy ianao, dia iny fa manoratra tokoa. Dia rehefa mamaly izy dia ataony @ pj ny virus!!!!

Options: Répondre
Re: Miandry anao aho
Par: Valentina
Date: 08 février 2018 - 13:07

Tsy taitra tsy maika nefa tsy tara angamba i Mimosa sa tsisy motivation. Mavitrika amboalohany fa avy eo tsy hita intsony, normal mbola tsy mahita hatr@ zao

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg