Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
Azon’ody ve?
Par: Anonymee
Date: 23 janvier 2018 - 04:55

Vehivavy no manoratra ary efa niaraka tamin’olona nandritra ny 8 mois teo ho eo.
Nandeha niaraka nivoaza zaho sy io olona miaraka amiko io. Niaraka nandihy dia niara-nisotro. Gaga anefa aho noho ny maraina my andro fa tsy nisy vola intsony tao anaty compte-ko. Hay ny toaka rehetra nosotroinay dia novidiany tamin’ny carte-ko daholo.
Izy moa mbola miasa Sabotsy ka lasa niasa maraina izy ary tsy nisy fotoana niresahana.

Nantsoiko phone izy avy eo ary nolazaiko azy fa laniny daholo ny volako. Niala tsiny izy anefa aho mbola tezitra satria vola sakafoko no laniny. Noho ny hody izy ny hariva dia nasaiko nitondrany sakafo aho. Tsy nitondra moa izy fa nasainy tamy restaurant zaho. Nasainy ni-commande dia avy eo hoe entina mody ilay izy dia any mihinana.
Toa vao maika zaho tezitra hoe raha hisakafo any an-trano dia maninona raha ni-commande fotsiny dia nentina nody fa tsy niantso ahy ho avy (ny andro amin’io mangatsiaka be, ny lanezy avy). Ny niafarany moa dia nijanona nisakafo irery tamin’ilay restau zaho fa izy nody ary tsy nihinana akory. Nomeny vola sakafoko mahampy roa andro aho dia lasa izy.

Saika hody tany antranoko aho anefa toa nalahelo azy indray dia lasa nody tany aminy. Vao niditra ny varavarana aho dia hitako izy eo ambony fandriana toa sahala amin’ny mivavaka izany. Mikoropaka izy nahita ahy ary nampirina zavatra haingana. Modiako tsy hita fa nofihiniko fotsiny izy dia nanao azafady aho.
Noho ny resy tory izy dia nosavaiko ilay zavatra nataony teo ampandriana. Nojerevako tamin’ny google dia toa karazana ody avy any aminy (tsy gasy izy no tsy Frantsay). Lasa tena matahotra azy aho hatramin’izao. Nolazaiko azy fa tsy hiaraka aminy intsony aho.

Izay ny fotoana farany niresahanay farany. Tena tezitra aminy aho sady malahelo koa anefa. Voatery namoaka ny economie kely mba hiantsenana sakafo.
No-bloquer-ko daolo na phone na Facebook na messenger..... fa tena lasa matahotra azy aho. Inona no tokony ataoko fa mbola mahatsiaro malahelo azy aho na izany aza.

Miala tsiny fa lava be

Options: Répondre
Re: Azon’ody ve?
Par: Autochtone
Date: 23 janvier 2018 - 06:45

Juste fanontaniana kely : autochtone ve ilay olona miaraka aminao ?

Raha tena marina ilay ody dia tsara ny décision-nao. Tena aleo mandositra lavitra mihitsy. Raha aty amerika avaratra ianao, maro ny olona mpiavy na malagasy na olona hafa mbola azo iarahana. Io fahasamihafana io no hitako olana raha aty.
Ny autochtone manao ny ataony, ny vazaha manana ny toetrany, ireo immigrants maro samy manana ny fisainana nitaizana azy, izay no mahatonga ilay individualisme.

Asio pause kely aloha ilay resa-pitiavana dia avy eo manarina indray. 8 volana izany mora adino

Options: Répondre
Re: Azon’ody ve?
Par: rajjao
Date: 23 janvier 2018 - 10:21

mety ny nataonao
de aza misotro taoka zan fa mba manjaha-tena e. aminzay ba ajain olona

Options: Répondre
Re: Azon’ody ve?
Par: Izaho Koa
Date: 23 janvier 2018 - 11:37

Izaho koa vao aingana no tratra ohatran’izany, ohatrany manaiky tatahana vola izany na dia itako aza fa tsy mety, izaho aty Asie miasa dia gasy ihany no nanao izany ahy. Soa fa afaka fa tena ritra tao aho angamba. Izao itako normal raha malahelo kely azy indraindray, tsy izy no alelovako fa le mamy kely teo, marina hoe nisy tsy nety nataony fa nisy kely nahafinaritra ihany koa, na dia analefahana ahy fotsiny aza. Mety toy izany koa ny nahazo an’I Anonymee, izaho mino fa rehefa mahita olona vaovao dia afaka izany.

Autochtone>> Aiza izany hoe misy mbola azo iarahana izany? Izaho mba te hiaraka amin’ny gasy ihany, fa somary kivy kely aho amin’ilay gasy ao mada, ilay tsara efa misy tompony moa ilay tsy misy tompony materialiste be, sa ve diso aho?

Options: Répondre
Re: Azon’ody ve?
Par: Izaho Koa
Date: 23 janvier 2018 - 11:40

Izaho koa vao aingana no tratra ohatran’izany, ohatrany manaiky tatahana vola izany na dia itako aza fa tsy mety, izaho aty Asie miasa dia gasy ihany no nanao izany ahy. Soa fa afaka fa tena ritra tao aho angamba. Izao itako normal raha malahelo kely azy indraindray, tsy izy no alelovako fa le mamy kely teo, marina hoe nisy tsy nety nataony fa nisy kely nahafinaritra ihany koa, na dia analefahana ahy fotsiny aza. Mety toy izany koa ny nahazo an’I Anonymee, izaho mino fa rehefa mahita olona vaovao dia afaka izany.

Autochtone>> Aiza izany hoe misy mbola azo iarahana izany? Izaho mba te hiaraka amin’ny gasy ihany, fa somary kivy kely aho amin’ilay gasy ao mada, ilay tsara efa misy tompony moa ilay tsy misy tompony mba itako materialiste be.

Options: Répondre
Re: Azon’ody ve?
Par: Autochtone
Date: 23 janvier 2018 - 21:41

Izaho koa : Enao any Asie fa izahay aty amerika avaratra.

Mbola maro ny malagasy aty : Mpianatra, mpiasa mbola celibataire, divorcés. ilay fiainana individualiste mihitsy angamba no mahatonga ny olona ho celibataire na dia efa miasa aza.

Misy fahamarinany be ny remarque-nao farany io na dia tsy marina 100% aza. Taratry ny fahantrana daholo izany.

Options: Répondre
Re: Azon’ody ve?
Par: Anonymee
Date: 24 janvier 2018 - 04:31

Misaotra anareo mamaly sy manome courage.

Autochtone>>> Aty Asie koa aho no mipetraka ary Ethiopien (tsy dia misy hanavahana anay hoe samy hafa fiaviana)ilay niara tamiko..
Tena mbola malahelo azy aho anefa atao aona fa zay aloha ny zavamisy.

Aty koa moa tsy misy gasy firy fa mety hiandry fodiana any Mada afaka 6 mois ndray ngamba dia any mahita azy.

Options: Répondre
Re: Azon’ody ve?
Par: Autochtone
Date: 24 janvier 2018 - 06:24

Anonymee > Azoko an-tsaina. hahatsiarovako mission nandehanako tany afrika afovoany ny nosoratanao. Irery an-tanin'olona ny tena dia nanofa taxi mba hitsidika tanàna ny asabotsy tsy miasa. Nandeha nisakafo t@ restaurant iray dia nahita tovovavy lava, zarazara, lava volo toy ny vehivavy tanora merina teo @ latabatra iray tao anaty restaurant. avy aho dia nanatona sady niteny hoe "Salama eh" dia nitodika izy sady nanontany t@ teny frantsay hoe "pardon ?" dia nialako tsiny sady noteneniko hoe "désolé mais vous ressemblez vraiment à des femmes de mon pays" dia niteny izy hoe "je suis ethiopienne" de izay aho vao niteny hoe "je suis malgache, je viens de Madagascar" Dia avy eo nolaniako ny sakafoko dia lasa aho nivoaka, izy mbola niresaka t@ ilay namany teo.

tena mitovy be amintsika malagasy rizareo

Options: Répondre
Re: Azon’ody ve?
Par: Tsy gasy
Date: 31 janvier 2018 - 17:33

Tena mialatsiny aho fa otrany mitapy koa enao.
Hita fa efa ody ve de mbola inona iany no alelovana azy. Mavita ny tsy fanso ireny fa tandremo. Matoa misy ny herin'ny maizina dia misy herin'ny mazava afaka manohitra tsara an'zany raha toa ianao ka matahotra.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg