Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
mpifankatia samy hafa firazanana misedra olana
Par: sonia
Date: 24 janvier 2018 - 11:00

Tantaran’olondroa mifankatia ilay izy, samy hafa fiaviana izy 2, ilay vehivavy no avy eto ampovoantany ary mbola zandriny 2 taona ilay lehilahy, ef ho 5 taona zao no niarahan'izy 2, tany @ faha 3 taona niarahana moa dia ef nisy fikasana oe iroso @ fanambadiana fa ts tanteraka fa oe aembotra ouz hono ny fianakavindralehilahy, izay ts fantatra aloha ny antony, t@ izany aloha ilay vehivavy mbola ts nakany @ tanindrazandralehilahy satria oe fara faharatsiny mba vita fisehona vao mandeha any ouz ny ray amandreniny... eritaona taty aorina anefa d niverina niresahana ilay izy dia ef nisy volana neritreretina ihany str nanaiky nakany antanindrazandralehilahy le vehivavy satria oe sao d antony 1 tsy irarahin'ny fianakaviany irosona @le raharaha ny ts fahalalan zareo an'ilay vehivavy dia tonga tany tsy nisy ny olana ary gaga ihany koa ilay fianakaviana hoe sambany mba nitondra sy niprésenté ny olona miaraka aminy ilay lehilahy, d tamzany nisy niresaka nifanaovana d oe @ zao sy zao ny raharaha dia nef ny fotona nande ihany dia tsy eno ny tohiny, marihina moa fa ilay lehilahy dia voaray tsara mits any @ fianakaviandravehivavy sady tian'ny ray amandreniny be mits ary, raisiny otran'ny zanany, d tsy tanteraka moa zany le fikasana 2, d @ zao mikasa ndray @ty taona ty, d as raha iraharaha ndray ilay fianakavindralehilahy, le lehilahy koa anef miovaova hevitra be, manaiky androany, misalasala ndray2, sady tsy sahy manapakevitra manolona ny fianakaviany,fa dia miandry an’ilay fianankaviany anapa kevitra fôna, ts ay tsony, dia ny tiko tenenina oe le fianakaviandralehilahy ve ry reto tsy tokony tonga d itsotra ny marina hoe tsy mety @zareo le manambady hafa firazanana aminy? fa mihainohaino ftsn sy manao fampanantenana pôkaty ts fatatra zay tena heviny, zareo nefa mifankatia ihany sady efa ela ihany ilay 5 taona niarahana zany,d asa ra ho tanteraka ihany fikasan'izy 2 @ty taona ity.mampalahelo ahy ilay vehivavy,tsitako intsony zay anampiana azy sa torohevitra omena azy.

Options: Répondre
Re: mpifankatia samy hafa firazanana misedra olana
Par: Zannnie
Date: 24 janvier 2018 - 14:44

Ka ngah tsy hoe , tsy fantatra mihitsy izay antony ?
""fa oe aembotra ouz hono ny fianakavindralehilahy, izay ts fantatra aloha ny antony,""

Koa fa ahoana no ataonao fotsiny hoe
""le fianakaviandralehilahy ve ry reto tsy tokony tonga d itsotra ny marina hoe tsy mety @zareo le manambady hafa firazanana aminy?""


Tsy mazava, tombatombanao sa resaka firazanana izany ilay antony nandavana an'le kalakely eh ?


Ka sarotra be raha izany. Efa tsy nanaiky hatrany am-boalohany zareo matoa nihenahena hatrany am-boalohany fa dia izay ataon'izay hivady dia miakina amin-jareo irery sisa.

Options: Répondre
Re: mpifankatia samy hafa firazanana misedra olana
Par: sonia
Date: 24 janvier 2018 - 15:09

Ilay izy hono toa hoe tsy mety @zareo zany le fanaovana raharaha @le fotona nieritreretin zareo t@ voalohany, d le faharoa ndray ef nisy volana neritreretina fa tsy tanteraka ndray dia io ts fantatra ny antony....

Options: Répondre
Re: mpifankatia samy hafa firazanana misedra olana
Par: sonia
Date: 24 janvier 2018 - 15:14

ilay fikasana t@ voalohany tsy nety fa oe tsy fotona fanaovana mariazy le izy hono dia zay nampiembotra azy, d le faharoa ef nisy volana fa ts fantatra ndray ny nanemborana azy, fa tombatombana ftsn ny a ilay hoe sao resaka firazanana ilay iz

Options: Répondre
Re: mpifankatia samy hafa firazanana misedra olana
Par: tonton
Date: 24 janvier 2018 - 17:39

a a a aza miditra @fiainana'olona ra anona a!

raha anao ilay izy tonga dia tsory fa nga misy mahita ny tarehinao eto,fa ny mpaminavina no betsaka eto dia mi confirmé ny imagination dia miady @ ilay pseudo tsy fantany eto,bref virtuel itony ....

fa ra an'olona olona kosa ilay resahina,
lahy be sy vavy be hanam-bady ve tsy efa olon-dehibe sady enao nga niara niaina tamin-dry zareo no ahita izay tena antony any,

rehefa miresaka aminao ilay olona dia mivavaha hoe dia izay mahasoa ataon'Andriamnitra fa aza midimiditra manao médiateur conjugal n'olona any fa tss...

.raha niara niaina t@ ndry zareo24/24 indray enao hitanao daholo ny 2 version fa raha hono,hono ,aza miditra sa tsy zavatra hanalan'andro akoatr'izay enao?

Options: Répondre
Re: mpifankatia samy hafa firazanana misedra olana
Par: sonia koa
Date: 25 janvier 2018 - 09:07

Raha ianao ilay olona dia tonga dia tsory ary ataoy mazava mba hahafahana manoro hevitra anao.

Raha tena tsy ianao, dia inona no handanianao andro amin'izany ? Olona hoe hivady izy dia izy no mila mandamina an'izany, miresaka amin'ny fianankaviana etc. araka izay tiany hitondrana ny tokatranony. Sa ianao olona tsy mbola manambady dia mi-imaginer hihihi

Options: Répondre
Re: mpifankatia samy hafa firazanana misedra olana
Par: sonia
Date: 25 janvier 2018 - 09:52

> Tonton,> Sonia koa,namako akaiky be mits ilay vehivavy ka, dia izy mba mitaraina @ko fôna nge mahatonga a mba maka hevitra eto e, aleo tsy idiran intsony marina zany fa tenenina ftsn oe izay mahasoa ataon'ATRA. Misaotra anareo naneho hevitra e

Options: Répondre
Re: mpifankatia samy hafa firazanana misedra olana
Par: Geek
Date: 04 février 2018 - 16:07

Tonga dia teneno io namanao io mba hangataka fanazavana mazava @n'ilay lhl ho vadiny dia asaivo ataony mazava ny position any rehefa tsy hanapakevitra ilay lhl fa misalasala dia zao dia efa asaivo misaraka @ny ilay namanao fa olona tsy hisy azondamosina io ary hijaly io namanao io ra tafiditra ao fa ho ataon'ny fianakavina ndralehilahy mahita. Teny tsy misorona ny ahy.

Options: Répondre
Re: mpifankatia samy hafa firazanana misedra olana
Par: $ongomby
Date: 05 février 2018 - 08:19

Izaho miopy saka sy akoho, fa tsy haiko fa tsy mety mifampitaingina mihitsy reo. Noho ny firazanana samihafa ve? Asa fa tsy haiko aloha e.

Options: Répondre
Re: mpifankatia samy hafa firazanana misedra olana
Par: sonia
Date: 05 février 2018 - 08:57

> Geek, OK, misaotra anao nanoro hevitra

Options: Répondre
Re: mpifankatia samy hafa firazanana misedra olana
Par: COIN
Date: 19 février 2018 - 14:56

Somary sahirana aho naheno ny valintenin ny olona mpandala ny maha malagasy iray tamin i TVM vao tsy ela, Sadaikatra ny tena satria mivantana be ny nilazany ilay izy nefa toa marina.
Zao no nolazainy, "tsy hoe mpanvakavaka izahay, fa ianao raha miompy alika ilay lazaina ho avo razana ireny dia mitady alika mitovy aminy ampanarahina azy. Maika fa olombelona".

Tapitra tompoko

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg