Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: Eny fona
Date: 30 janvier 2018 - 16:44

Nisy niarak tamiko zay tam 2014 tany. ra fitsarako azy ivelany d otrn hoe sipa ef nampanoviny bandy niaraka taminy talou fellation matetika zany izy,ny masony ko mou marary mety le ifritian'ny sperme ngamba,nonomboka teo d ef nanomboka degouter zah na ny anoroko anazy aza, aveo mo nisy olona tena mafantatr tsar anazy zay nitantara ny momba taty amiko vomay nanamafy ireo soupçon ako reo kay tena marina. Betsaka ny zvtr vantatro momba ny fiainany fa mody nodiko tsy fantatra teny fona Nisaraka zay aveo izy mints no nendrasako niteny sy anapaka mba tsy ananany alahelo amiko.

Amzao nef le olona nitantara ny momba azy taty amiko io niteny tamiko hoe mbola manana alahelo amnao i.....hatramzao sady miketrika valifaty fa tandremo.

D any misy bandy namako zay saiko ho karamaiko hikoty anazy amzay ra miaraka ry zareo d fantatro ze valifaty ho atony amiko

Mety ve zany hevitro izany sa, avela any ftsn izy???

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: 6h30
Date: 02 février 2018 - 17:54

Avelao any fotsiny izy eh Mba manana anabavy ihany fa aza dia diso ratsy saina

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: bandy mpifosa
Date: 05 février 2018 - 07:52

Avelao izy ho any, dia ianao mitsaboa tena fa tsy dia normal loatra. Izay izany ve dia hanakaramana bandy hahaha. Ohatra ilay bandy mpifosa irony ianao, dia sady tsy zakanao ny nisarahany fa maika be ianao hino hoe manana alahelo izy.

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: @@@
Date: 05 février 2018 - 09:32

Eny fona

Heverin'ingahy fa ingahy irery mantsy no mahiratra nahita ny hatsarany. Tsy misy tsiny fa efa nahita bandy hafa tia azy sy ampirevy azy izy any. Izany ilay hoe misao-bady tanora ka manome zara ny hafa.

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: Aventurier2
Date: 05 février 2018 - 14:23

Ai v marary ny maso refa ifritian'ny sperme e!

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: Ela ny ela
Date: 05 février 2018 - 16:47

Mba efa ela ihany aho no namaky forum teto fa zao aho vao nahita bandy manipulateur mivantana, tonga dia hita be @lay firesaka fa tsy nisy fitiavana anio olona io akory enao fa niatsaravelatsy.hita be hoe manipulateur tsy matahotra tody aiza ve dia ny olona niaraka aminao taloha atao kôtiny namanao dia tsy mba harary ve ny fonao? ary sur aho fa mety efa vitanao zay vao mody manotany eto ampita hafatra hoe efa harako fa mody mety ve zany sa avela any izy e. Mba matahora tody. Dia manina koa mo izy raha nanao fellation matoa koa enao mafantatra dia efa mpananao fellation ny olona miaraka aminao

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: Vorika
Date: 05 février 2018 - 18:50

Dia maninona no manao tsinontsinona olona ohatr'izao ??? Tena kanosa ianao , rehef tsy tinao intsony izy , dia ianao no tokony niala voalohany fa tsy miandry azy nandeha , noheverinao fa tsy hahita bandy hitia azy intsony anagaha izy sa ianao no nilaozany no taraiky amin'izao . Mba mijere fitaratra fa tssssss...... izany ilay hoe vavan'ny maty an-davaka !!!

Ka tsy mahay mampirevy ianao matoa izy miala , koa jereo fotsiny ary ity ataonao izao , efa resaka 2014 , mbola ventesina eto ihany kanefa efa 2018 aza isika izao !!

Ny valifaty ve no andrasanao , ianao mihintsy no hivarina an-kady tsy atosika akory !!! izay vavan'olona any dia atao inona !!??

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: mila valiny
Date: 05 février 2018 - 23:10

Eny fona>>(((( tena sérieuse za anotany anao hoe inona marina no tena afantaranareo lehilahy hoe efa nanao fellation ny sipa iray?)))))
Fa maninona marina ra nitsotra taminy enao rehefa tsy tia anazy sa tena kanosa marina enao? Mety very marina angamba enao io aminzao e? vavan'olona marina ve dia tena nino enao?
Rehefa tena mamaky izay voasoaratrao ato aho dia tsy mino hoe 2014 zany io fa mety vao 2016 io na 2017.p

Mba mila valiny azafady.

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: Eny fona
Date: 06 février 2018 - 20:56

ela ny ela< fidio ian ny va2 avoka fa aza miseo milay izy no lazanw fa manipulateur??

Mila valiny<zah anie ry se no manotany eh d zah ndray v no anotaninw nef na izany az omeko valiny enw

****Fellation:: ny va2 no miasa zany hoe ny molotra zany no ahitana azy, mety hoe lasa marar maso kou le sipa. Fa ny molotra no tena ahitana azy

***2014,2016,2017 tsy ho 2017 kosa aloa eh.

****Vavan'olona v d inona, niaraka tam preuve irréfutable le olona ka fa tsy hoe resaka ftsn fa zay preuve zay ngamb tsy ho lazaiko eto fa lasa manala baraka olona njay zah

****very marina ngamba enw, tsy zan zah ka raha very zah mbola nitady alou fa ts andany andro eto

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: rasolofonirinahanitra@yahoo.fr
Date: 07 février 2018 - 16:43

LE NAMORONA SUJET SADY BANDY OTRANY MISY KELY ZANY NO DONDRONA KA, "votifitry ny sperme on makarary maso" fumefumefumefume ESORY NY VONINY REFA TSY ZAKA RY AN A

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: mila valiny
Date: 07 février 2018 - 22:57

Eny fona
Merci namaly fa maninona anao kosa ary ((((Ela ny ela)))) bdb ireo olona namaly ireo fa izy ihany no tsy tinao.Raha ny fahitako azy dia tena nanenina be ve zany ela niaraka tamin'io olona io?

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: ataovy_sérieux
Date: 08 février 2018 - 16:20

hay ve ka hita ety ivelany hoe efa nanao fellation maromaro e ptdrrrrr dia ataovy sérieux koa ilay marary maso fa voatifitry ny sperme. Zaza firy taona re ty manoratra ty e; Tapa-tsinay aho mamaky anao

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: M D R
Date: 08 février 2018 - 16:49

rasolofonirinahanitra@yahoo.fr>>>ianareo rangaha aza dia Manpihomehy,marina é.

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: Eny fona
Date: 10 février 2018 - 20:33

Mila valiny < so enw ian ar io ela ny ela io d mody adala eo enw ....ts oe ts tiko iz fa otrn grav b amiko le kôziny

****Ts nanenina zah niraka taminy ka,satria noho ireo zvtr itako tamin'io olona io ireo d otrn lasa nahita anjely zah naita ny olona miaraka amiko amzao.

Afapo kosa zay ndry eh

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: makamilamina
Date: 16 février 2018 - 08:07

oetu milamina e, tsy ainao nge raha marina na tsia ny zavtra tantarain olona anao fa te hampitaitaina anao fotsiny dia zao ny sainao ary tsy mandry akory, tsy aleonao miresaka mivantana aminy dia mifamela eo fotsiny? raha tena manana heritreritra ratsy aminao izy ve tsy hisinda amzay rehefa tena mifanazava ianareo

Options: Répondre
Re: mety ve zany hevitro izany sa avela any fotsiny izy??
Par: Eny fona
Date: 18 février 2018 - 20:17

makamilamina<le oe iona mivantana mety ts ho possible satri zay tsis contact tsun

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg