Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Fitiavana
MISY CHANCE VE
Par: SAHI
Date: 14 février 2018 - 10:53

Bjr daholo, lehilahy no manoratra, ialana tsiny ny mety halavan'ny tantara dia mba miangavy mba torohevitra matotra no haroso, misaotra mialoha,

1) niaraka tamina tovovavy 1 aho 19 taona lasa izay, niaraka nandritra n 5 taonao teo zahay ary nikasa ny hivady teo am faha 5 taona niarahana, efa tanjonay koa tamzany hoe tonga de hiteraka en même temps ny raharaha, ary dia nitoe zaza tokoa izy, ny olana anefa dia nisy olana tam asako aho ary niditr violon amambolana mints, tsy tiko ho fantany io cas io noh izy efa bevohoka kely ka dia nafeniko azy mafy, lasa tsis vita ny raharahanay no io antony io, ary izy moa dia sasatra ny nitady ahy tam fomba rehetra nef tsy nahita satria ny manodidina ah efa nafarako ts hampahafantatra azy ny misy ah,

teo no nanomboka ny olana satria nandefasany karazana msg ratsy be tam phone aho, zay ny dadako no nitazona azy, ar tsis nofafany fa nasehony ah dahlo ref tafavoaka ah, iray izay, ary azoko ny réaction-ny,

2) vehivavy iray mpiara miasa tamiko ihany no anisan ny namoaka ah tany am violon, ary io vhv io de tsy nanaiky rah ts niaraka taminy aho rehefa tafavoaka, nipetraka ny olana satri ny iray ary bevohoka ny iray aty misissika, ary ity farany de nahavita ny nandrahona ilay iray bevohoka mints tam zany, zay ataony ref ts eo imasoko izy, zah ko ets andaniny namaky n msg rehetra nalefan ilay voalohany dia kivy tanteraka satri opa ts opa no nataony tao,

nandeh ny fotoana, niteny tamiko ilay voalohany fa teraka ny zaza ka iza no atao anarany, dia nomeko nom izy fa tsy haiiko rah nataony na tsia, zah moa ts nijery ah na indray manaraina aza, ilay vhv faharoa koa ts nahafahako nietsika mints,

herintaona niarahana zah sy lay vhv faharoa dia bevohoka ko izy ar ts nety nanala zaza intsony, ary 4 taona après an io dia nisoratra izahay,ary 3 lahy zao ny zanakay,

ilay voalohany sy ny zanany tavela tany ary ts nanampy ah na dia nangataka fanampiana aza zareo,

Ankehitriny, dia mitady fananmpiana amiko fona io renin janako io, tereny hanome vola azy isambolana aho, nef ah ndraindray tsis de tezitra izy ary manao vava be amiko, hoe efa amampolontaonany lay zaza am zao mbola ts voazanako ihany, ny adidy efa ts nataoko nandritr zay fotoana lava be zay takiany am zao daholo, zah anefa ts te hoterena ny am zany,

ny hanontaniako anareo dia izao:

Ho zanahiko ny zanako araka ny fangatahany, ary ho alaiko hipetraka aty amiko avy eo, lay reniny anefa ts manaiky hoe ho alaiko ny zaza noh ny antony maro be ts voatanisa, zah anefa ts hanaiky fa ts maints ho alaiko ny zanako na hananiako vola be aza,

==> misy chance ve ny ahazahoako io zaza io, si oui de firy %

Inona no mety hitranga rehefa hoataoko ny taratasy fanjanahana lay zaza, mety ve ra sanatria ts omen'ny reniny ny copie n lay zaza ah??


marihiko eto fa manana ny asany tsara io renin janako io saingy mila ahy manao ny adidiko hono izy, rehefa mamaly azy aho hoe tsis de eo foana no itrangan olana am vava ataony amiko ary nahatonga ah lasa mafy tanana ts te hanome azy tsony na ariary aza,lazaiko izy fa zanako fona io ary rehef lehibe io ts maints ahafantatra ahy,

zaho kosa niala tam asa birao ary nanao asa tena zay mahavelona ahy sy n vady amanjanako tsara am zao,

Misaotra mialoha anareo zay hamaly,

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: namana.mpitsidika
Date: 14 février 2018 - 11:07

Fa inona no olana rah manao ny adidinao ianao d mipetraka any amin'ny tena reniny ihany ilay zaza?
ilay vadinao amin'izao efa fantatrao tsara ny toetrany, mahavita manao chantage tsis scrupule mihintsy, sady efa nandrafy tanteraka ny renin-janakao
Dia ho sahinao ve ny hametraka ny zanakao ao amin'ny vadinao?
Raha ny fahazoako ny tantara dia tsy ho sahiko ny hametraka ny zanako ao amin'io vadinao io fa ohatra ny olona mahavita zavtra be le madama

faharoa, ny famitana ny adidy dia fitiavana....tsy ampy ny fitiavanao mahatoa tsy mahavita ny adidy tokony hatao ianao... ianao no tena fositra anatin izany rht izany...hiandry an iza ianao vao hanao ny adidinao? tsy ampy fitiavana an ilay zanakao ianao...fa ny fitiavana dia maharesy ny zavatra rehetra... raha izay renikely dia efa maharesy ny fitiavanao ny zanakao dia ianao no tena fositra

fahatelo, raha tena tia ianao dia tsisy condition na kely ary....fa tsy hoe rehefa tsy aty amiko ny zanako dia tsy hanao adidy izaho : izay mahasoa ny olona tinao no hatao rehefa maneho fitiavana fa tsy izay tinao.
fakafakao tsara aloha hoe : aiza sy iza no tena mahasoa an ilay zanakao?

fahaefatra farany dia mba lehilahy....lehilahy izany mahazaka adidy hatramin'ny farany... lehilahy dia tsy mandositra adidy hatramin'ny farany... lehilahy izany tsy ampitahorin izay vehivavy iray ka na ny fitiavana ao ampony aza sy ny adidiny, tsy ho vitany....

fehiny : Ianao no tena fositra, fa raha tena tia ny zanakao ianao dia ianao ihany dia efa mahalala ny tokony hatao

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: SAHI
Date: 14 février 2018 - 11:20

Misaotra anao, fantatro hoe izaho no fositra anatin io tantara io, fa ny fanontaniako tsy novalianao,

n tena tiako ho tsindrina dia eo am ahazahoana lay zaza ra ts hanome ny copie-ny ahy lay reniny, ka rah handoavako vola be any am ambaratonga isan karazany ve dia mety ho azoko ny zaza, merci

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: namana.mpitsidika
Date: 14 février 2018 - 13:28

ny resaka lalana aloha no tsy haintsika a...miala tsiny....fa fijery ankapobeny no nolazaiko

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: akama
Date: 14 février 2018 - 16:32

Mety mi-libérer anao io fanjanahana ilay zaza io :

Afaka mitory anao ny renin-janakao ka ny fitsarana no mandidy anao hanome part hamelomana ilay zanakao (pension alimentaire) ka tsy afaka hitsipaka izany ity vadinao.

Tsara ilay volonté hanjanaka sy hanefa adidy aminy saingy ny situation niainganareo mihitsy no hahakely ny chance-nao hahazo ny garde ho an'ilay zaza satria karazana abandon no nataonao. Moa ny reniny manana asa fa tsy sanatria olona osa ka hoe ny zaza no tsinjovina.

Mahereza hatrany. Ny azonao atao kosa dia mitsidika matetika ny zanakao hahafantarany fa tia azy ianao na dia nisy aza ny trangan-javatra toy izao.

Mahereza namana ah. Tsy izaho no hitsara hoe mety ve sa tsy mety ny nataonao fa tsy hampandroso izany, ny ho avy no banjinina

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: jômbilo
Date: 14 février 2018 - 16:53

Izay ko no isy hidy violon amambolana

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: tiatena
Date: 14 février 2018 - 16:55

Mba efa noeritreretinao ve ny bien-être anlay zaza ra iara-ipetraka @nareo tkou ka iara-iaina @ renikely zay efa mazava b tsy mila azy?

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: namanafotsn
Date: 15 février 2018 - 09:12

Par: SAHI
Date: 14 février 2018 - 11:20

n tena tiako ho tsindrina dia eo am ahazahoana lay zaza ra ts hanome ny copie-ny ahy lay reniny, ka rah handoavako vola be any am ambaratonga isan karazany ve dia mety ho azoko ny zaza, merci.
____________________________________________________________________________________
Tsy dia mahay lalàna ny tena,kanefa raha mandinika io voasoratrao io dia toa tsy mba ampitiavana no hakanao lay zaza fa toa miendrika ankeriny,ka asa hoe zay ve no tena hitanao fa hahasoa io zaza io?
Ny torohevitro dia izao:

-Ajanony aloha ny ambomponareo roa mahakasika zay zavatra rehetra niseho tany aloha,marina fa tsy fanadino zany kanefa koa vao maika tsy ahitam-bahaolana.

-Aza alaina ankeriny @alalan'ny fandoavana vola be isanam-baratogany zany ny zaza fa mijaly,tsy sitrapony no tonga teto an-tany ka aza hifandroritana izy fa manjary lasa victime @lonilony misy eo aminareo roa fotsiny.

-Raha tena manana fitiavana azy ianao dia diniho sy fakafakao tsara aloha zay zavatra tokony ataonao amin'ny zanakao,inona ny tena tadiaviny sy takiany aminao,ny fomba anehonao aminy na dia tsy hiteny mivantana aminy aza ianao fa nanana fahadisoana tsy nandray andraikitra ny momba azy,ataovy zay anakaikezanao na koa ahitanao azy matetika,ataovy tsapany fa manonitra ny tsy vitanao taminy hatrizay ianao,omeo fitiavana hatrany izy,ataovy tsapany fa priorite izy eo anatrehanao....manan-janaka ianao sy lay vady faharoa dia ataovy mitovy ny fomba fitondranao azy sy reo zanakareo ireo,raha tanterahinao ampitiavana tsy misy antery ireo dia tsy mila mandany vola be sns akory ianao fa io zanakao io ihany dia afaka hanampy @fanjanahanao azy,ary averiko ndray fa tsy entina hakana azy ankeriny ny anaovana izany fa zay mahasoa azy katsahina raha tena tinao ny zanakao,tsarovy fa ny fitiavana tompoko dia tsy voavidy vola zany na toa inona na toa inona harenao sy zay anananao,ka sao ho lasa fitia diso toerana ndray ny anao.

-Raiso lesona ho anao ny zavatra niseho teo aminao sy io renin-janakao voalohany io,ka aza averina intsony zay zavatra hitanao fa tsy nety nataonao t@zany fotoana,ny reniny efa tsy tafaverina ho anao intsony,ka sao hiala maina koa @zaza.

Zay fa dia mahereza.

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: SAHI
Date: 15 février 2018 - 10:20

Misaotra anao, efa tonga sainao ah amzao saingy entim pahatezerana noh ny vavaratsy ataon io renin janako io amiko à chaque fois, ary izay no antony hanaovako beloha hoe hoalaiko ny zanako ,na amfomba ahoana na ahoana,

mba valio azafady rah mis mahay lalàna momba ny fanjanahan janaka ato, hoe rah tsis copie n'ilay zaza ve de mety ho vita ihany

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: keki
Date: 15 février 2018 - 11:51

Pour SAHI,

Mila copie tokoa ny fanjanahan-jaza ary mila ny consentement an'i Reniny. Makany @ firaisana nahaterahany ny RAD roa tonta dia mitondra CIN.

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: SAHI
Date: 15 février 2018 - 12:47

kEKI : merci, mino aho fa tsy hanome io consentement io mints ny reneny, ary zay no antony hivononako handoha vola, ka mety ho vita ihany ve rah izay no hitranga?? merci

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: keki
Date: 15 février 2018 - 14:48

SAHI,

Tsy ho possible mihitsy izany na dia handoa vola aiza sy aiza aza ianao satria efa père inconnu ilay zaza zao ary ny reniny ihany no manana fahefana aminy. Tsy misy porofo fa ianao no Rainy ary na misy koa aza izany dia ny Reniny no tompon'ny teny farany aloha hatreto. Rehfa ampy taona indray ny zaza vao manana choix ho zanahana

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: sonia
Date: 15 février 2018 - 14:50

> Sahi, tsy tia tena be ve enao @zany oe alainao zany ny zanakao? Nefa enao no tsy nilaza ny marina tamin'ilay reniny t@ zany sady @zay aveo enao nanambady olokafa ndray? sao dia mba tsy mety kosa? aleo izy ho eo anilan'ny reniny ihany fa ny manjanaka azy no tokony ataonao, sady ra alainao zany izy, sur ve enao fa tsy iteraka problème @ vady amanjanakao ao zany? ilay zanakao koa, tsy ho à l'aise no iafiafy sns...Mba dinidiniho ihany ts anenenana any aorina e.Tsy manana chance zany enao ra aka azy zany....

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: nenindraivo
Date: 15 février 2018 - 14:51

Izaho aloha raha mijery ity tantara ity dia tsy hilamina mihintsy ny fiainanao , efa ratsy fiainga hatrany am-boalohany . Ny voalohany moa nanao faux pas , ny faharoa koa tsy laitra .


Ny vahaolana dia tsotra , ajanony ny fanjanahana , avelao amin'izao . Tsy ampiverina ny fifandraisanareo sy ilay renin-janakao io , ary vao maika ho pire noho izao ny hitranga aminao :
1) voazanaka io : dia mandrotsaka isam-bolana pension alimentaire ianao
2) voafatotra ianao :vitanao ve sy ny fahafahanao ny manao izany , etsy andaniny ny vady sy zanaka 3
3)ny vadinao miaraka amin'ny zaza 3 koa ve hanaiky mora izany ?? jereo koa fa vady aman-janakao ireo n'ina n'ina , fa hipoaka izay hipoaka eo . Ajanony any amin'ny reniny ny zaza , dia vidio ny fitaovana izay ilain'ilay zanakao sy fitafiana , ary kilalao , avelao izy hijanona any amin'ny reniny , vangio fotsiny izy , ary hajanony hatreo ny gidra sy ny vava , fa ny ankizy tsy adala akory fa izay scène hitany no hitsarany ny zava-misy . Raha dada , rainy marina ianao , asehoy azy fa tia azy ianao , mendrika azy izany , raha tsy vonona amin'izany dia aza mijabajaka ny hanjanaka zaza izany fa tsy mora ny tohin'io raha vita eo ny taratasy , fa ny juge no mandidy anao ! ka aoka etsy .Mba andramo entina miaraka amankany amin'ny resto ilay zaza, ianareo mianaka irery ......sns

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: olona efa matotra
Date: 15 février 2018 - 15:41

SAHI,
Resaka classique tsy mampivoatra lay firenena io zavtra mahazo anao io izay cas tsy isolé ,indrisy fa betsaka .
Voalohany aloha lay lainga tsy nilaza taminy no fototra .
Ny problème très grave dia : naninona ianao no niditra VIOLON .
Olona tsara fitondran-tena tsy ho azonao amizany .Mazava ho azy fa resaka kitoatoa sy irrésponsabilté ny ambiny.Ilay zanakao voalohany t@ lay vhv voalohany bevohokanao no mitondra ny hazo fijaliana satria nanana ray kitoatoa ,na ny avenir ho azy azy mety tsy sûr .
Mieritrereta tsara ihany e !
Conseil : Manaova ihany ny adidy na manome kely vola isam-bolana ho azy aza mba manampy kely satria ilay zaza izay tsy nanontany ny ho tonga tety an-tany ,dia assumé-o koa ireo zaza azo taty aoriana .
Raha tsy sarim-bavy manao jupe ingahy dia tsy mila manontany ny hevitr'ilay vhv faharoa satria tsy voatery ny hanaiky izy sady efa nandainga .
Ny valin-tenin'i Sanjila mahafa -po !
Bon courage !

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: manana_vola
Date: 15 février 2018 - 15:52

Tsy mahavita manome isambolana ianao hoy ianao nefa vonona na handoa vola be any amin'ny ambaratonga isankarazany ary angalana ilay zaza.

Raha azo ilay zaza dia misy vola amelomana azy isanandro ve ianao satria mila mitafy sy miakanjo sy misy besoin io zaza io.

Fehiny: manambola izany ianao fa tsy te hanome fotsiny. Tia tena satria izay mety aminao ihany no ataonao. Peu importe hoe tsy teo ianao pendant des années fa ho alainao izy. Tian'ilay zaza ve ianao? fantatr'ilay zaza ve hoe rainy ioanao?

ZOky a, mba eto am-pisainana rangahy ny life faza be fo amin'ny tsis dikany a, resaka zanaka no enjeu.

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: SAHI
Date: 16 février 2018 - 08:38

Bjr d merci daholo, ny tena tsapako hoe sakana ho ah am fanampiana io zanako io ny tery vaimanta ataon ilay reniny ah isak zay mahatsiaro izy, misy fotoana izy anatin 1 mois mitaky vola aty amiko, omeko ohatr hoe 60 000ar izy de milaza fa tsy ampy io fa ampio de iny no ilàny vaniny ah ary ts maints miafara am vava ratsy isan karazany,

Io renin janako io dia niteraka lahy kely iray 3 taona taorian lay zaza iraisanay, araka ny filazany dia hoe nataony fotsiny io zaza iray io fa mampalahelo azy hono ny zanany voalohany rah sad tsis ray no tsis rahalahy,

ka ny vola takiany amiko dia ohatrn hoe ho an reo zaza 2 ireo fa ts ho an zanako irery, ary zay no tena antony ts mandrisika ah am lay adidy isam bolana,

Merci am torohevitra fa misy hisainanana, fa ny décision-ko haka ny zanako aloh hatreto mbola ts miova,

Miandry hevitra avy aminareo ah n am fomba hahatanterahako izany

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: fondreny
Date: 16 février 2018 - 15:31

Ramoe tompona sujet > raha tiana ny zaza dia ampio izy na ohatrinona na ohatrinona. Ny erreur anao fa tsy azy. NY dépense ny zanako anatin'ny iray volana zao 200 000 ariary nefa izy 2 ans. DIa mba imagineo ny anao 60 000 ariary hoe ampy tokoa ve.

Tsy anjaranao ny hoe ampiasainy amin'ny zanany faharoa koa ve ilay vola omenao fa ny adidy amin'ny zanakao no ataovy. Aza ampijaliana ny zaza fa hoe be taimbava ny reniny (ary taimbava logique be raha izao fitantaranao azy izao)

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: nenindraivo
Date: 17 février 2018 - 22:13

Ka raha izao tantara izao dia,olona
Ohatry ny hivaro-janaka ny anao.ka fitaovana omena sy
Fitafiana ary anatero vola sakafo fotsiny fz ttsy matotra ,kilalao aza hadino

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: nenindraivo
Date: 17 février 2018 - 22:20

Raha fon-dreny izany tsy hizara
Vatana etsy sy eroa hakana volan-jaza
De hoe victime be?!
Majeure fa tsy mineure

Aorian'io indray dia hotaingenan'iza?de hoe mbola hoe noho ianao ihany?!maivan-doha be!!

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: chance nisy fa..
Date: 18 février 2018 - 06:05

tsy misy violon amambolana izany
Tany amin 'ny fonja hoe

karakarao ny zanakao, omeo ny vola, tsy voatery anjanaka azy. dia atao inona avy eo? entina mijaly any amin'ity vady beloha , hiditra amin 'ny renikely?mbola tsy ampy angaha ny fijaliany hatramin nahaterahiny tsis ray

efa mavesatra noentiny izy mianaka, mba eritreretinao ve ny niainany hatraminy enao tsy hitany tson, anefa bevoka izy... normal raha ompa sy ozona sisa no azonao. Naninona no nandainga taminy, nanafina...

tsy atokisana laotra ny toetranao
Omeo izay hilainy ny zanakao, ny fiainana no efa lafo izao. dia mipetraha tsara efa betsaka ny betizy vitanao

efa lehilahy lehibe aza be fika intsony, zakao fotsiny sisa dia aza atsipy eny amin'ilay reny nilaozana foana ny rihtra

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: SAHI
Date: 19 février 2018 - 09:25

Nenindraivo >> tsy azoko ny valin teninao, iza no maivan-doha be

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: quarty
Date: 19 février 2018 - 10:27

Mety enao mints no tiany tenenina @io, aiza ve ramose de olon-tianao zao de anafenanao ny problèmanao, io ange no rangory fontotry ny afo é,raha nitsotra ny marina enao mety izy koa ange mba afaka nitady solution t@ namoahana anao violon amam-bolana eh hi3, mety tsy ho lasa lavitra sy niteraka olana be ohzao ny fiainanao

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: namanafotsn
Date: 19 février 2018 - 13:27

Dia tena fanampiana tokoa lay ataonao raha izany,fa dia ilay renin-janakao no tena miantoka tanteraka lay zaza,araka ny ref nomen'i fondreny ambony io dia eo @200 000Ar eo ny depense zaza 1 ao anatin'ny 1mois raha tsy mitondra azy mandende mivoaka na mande milalao @ireny toerana filalaovan'ny zaza ireny(ecollage,gouter,frais,sakafo,fitafiana)tena tsy ampy io fa zany hoe tsy maintsy apetraka ny bareme par rapport @vola miditra,dia raha manavy voan'ny grippe ohatra ka mande dokotera dia tafiakatra hatr@ 300 000ar mahery io satria ny fanafodin-jaza dia lafo tokoa,sirop+antibio+sterimar reo dia efa eo @100 000Ar eo,dia miampy ny volan'ny pediatre.
Mba ataovy tsotsotra kely fotsiny aloha ny compte ramose a,fa aza maika ny hitsara ianao hoe sao dia efa mamelona lay iray tsy anao akory,ny valiny dia tena TSIA avy hatrany.
Betsaka oa ny azonao atao anehoana fitiavana lay zaza fa tsy voatery hoe alainao hiara-hipetraka any aminao akory izy,ary ny toetran'ilay vadinao @zao dia efa hainao tsara,ka mba saintsaino ihany sao mbola anampy fijaliana ho an'ilay zaza ndray zany hevitrao zany,toy ny efa nametrapetrahanao azy fony izy vao tany ankibon-dreniny ka mandrakankehitriny,averiko hatrany fa tsy sitrapon'io zaza io no tonga teto an-tany ka mba saino sy diniho tsara ihany fa dia lay zaza hatrany no victime a chaque fois ianao andray decision.

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: nenindraivo
Date: 19 février 2018 - 14:32

SAHI < ka ilay renin-janakao e!! moramora aminy ery ilay hoe nampiako iray fa irery , de aiza koa izany ny rain'ilay iray ?? tsy misy idiranao moa izany fa dia mba mahagaga amin'izao andro izao misy vehivavy efa tratran'ny fahavoazana t@ zaza voalohany dia mbola ampiana zaza hafa iray tsy fantatra ray ihany koa . revy ny azy ry zandry !!

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: mampihomehy
Date: 19 février 2018 - 14:47

Dia misy mampihomehy mihitsy anie ianareo lehilahy tony e. Bevohokanao ilay vehivavy ianao nanambady olona hafa tsy niteny akory hoe izao na izao no antony fa dia izay fotsiny. Niezaka ilay olona nitaiza ilay zaza ary tojo fahasahiranana izy, ianareo niaraka soa aman-tsara dia izay no nahabevohoka ilay zanak'olona fa tsy hoe revirevy indray alina akory.

Manome vola kely manaintaina fa tsy haiko hoe ohatrinona no laninao amin'ny zanakao hafa, fa tena henjana be aza ny mi-gérer 200 000Ar isaky ny ankizy izany fa tena tsy ampy izany, mieritreritra hoe amin'ny voalohany manao couche ihany no lafo fa miala ny couche eo ny sakafo, fianarana, fahasalamana, fitafiana, fahadiovana, mpitaiza sns.

Mieritreritra hoe manome 60 000Ar tsindraindray eny dia hoe mahavita be fa entiko any an-trano, sao dia heverinao fa blague aza ilay mitaiza lasa te hihomehy indray aho ny farany

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: vady tsotra
Date: 19 février 2018 - 15:13

SAHI > lehilahy lâche ialahy, sady tsy mahay mipetraka (tsy innocent matoa tonga hatrany amin'ny violon ny olana any ampiasàna e), no tsy mba mandray responsabilité, miavonavona ampo, tsy mba manana fierté hi-assumer-na ny zava-bitanlà ka mba farafaharatsiny fantatry ilay vehivavy voalohany hoe nahiditra amponja elà.
Zao elà sady tazomin'ny vehivavy tsy mataho-menatra, dia tadiavinlà "kendaina" ny reninjanak'elà, ka ho endahinlà aminy ny tokana kely mba manome tsiky azy isan'andro???? Tsy mba hainlà zany mitolona irery mamelon-janaka izany ka miseho mitsara azy elà, dia elà indray no miseho hanendaka ny zanany????
Averiko ihany, BANDY LACHE ELA!!!! ary ny faniriako dia mba hogejain'io vadin'là am zao io elà, raha ny toetrany dia miverina tsara amlà ny nataonlà rehetra!!!!

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: SAHI
Date: 20 février 2018 - 11:33

Nenindraivo > mety ho marina ny anao nef mety ho diso ihany koa,

Rah ny fahitako io renin janako io de tena zay mints no anton ilay zaza iray, nataony mitovy tsis valaka am lay anay io zaza io, ts nosoratany tam rainy, ary mitovy tsis valaka ny situation-izy roa lahy tazainy ao,saingy ny iray faharoa zakany satria efa izay no nanaovany azy, fa ty zaza iraisanay no ilàny vaniny amiko am io resaka adidy io,

HItako hoe misy mampety azy ihany, moa tsara koa ny manana mpiray tampoho, BON azy iny fa tsy dia hidirantsika loatra na dia ataoko hoe anisan sakana eo am fanaovako n adidiko aza,

Vady Tsotra>> manaiky aho, ka mba hanonerako ny ts vitako hatram zay no antony angalako ny zanako ho taizako, am zay koa foana hatreo ny filam baniny ataon reniny amiko tsis farany,

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: Avelao
Date: 20 février 2018 - 14:38

Avelao taizany mamany ilay zaza, firy taona ianao tsy nandray andraikitra t@ ilay zaza. Diniho hanao ahoana ny impact psychologique anilay zaza raha alainao. Tsy maintsy hisy ny choc émotionnel fefa zatra niara-niaina t@ tena mamany izy. Nefa hiaraka-hipetraka @ renikeliny.

Raha tena misy fitiavana ilay zaza ianao Dia avelao Izy any @ mamany fa assumer-ô fotsiny ny responsabilité paternelle anao. Aza misaina @ fo fa ny saina entina misaina.

Raha sanatria ianao ve No eo @ toerany renin-janakao, no-délaisser-na antaonany maro, tany ianao dia nilentika tany, dia ohatry ahoana ny réaction-nao? Mba meteza eo @ toerany.

Amiko tsisy chance ianao, zaza tsy misoratra @nao koa ho azonao. Koa raha tsy reny adala koa hanome ny zanany ho taizanao tampoka eo. Sao no tratry ny handoha vola be eo t@ fialanao andraikitra.
Tena tohizo ny fiainanao miaraka am ilay nasolonao azy eh, Na tsy hita ianao vitany foana ny zanany.

Fanamarihana, tsy mbola naheno hoe niditra violon ambolana maromaro a hatrizay, asa aloha izaho ve no taraiky tsy maharaka?

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: namanafotsn
Date: 20 février 2018 - 15:00

Fa nga moa ianao dia tsy afaka ny hanonitra zay tsy vitanao t@lay zaza mihitsy raha tsy eo anatrehanao izy?
Toa ianao ndray nge zany no mila vaniny raha dinihana e,satria dia tsy hiraraha lay zaza zany ianao rehefa tsy any aminao izy,zany hoe tsy misy fitiavana fa a condition miampy fiarova-tena.
Koa raha izany no izy dia aleo lay zaza ho any @reniny ihany,ary zay rahateo koa moa no tena mahatsara azy.Rehefa tsy te hilan'ny reniny vaniny ianao dia tsotra fotsiny,ataovy zay analavirana azy mianaka sy tsy hifaneraseranareo intsony,sady ianao rahateo efa manana ny vadinao zay safidinao ary ny zanakao ka tsy ho olana aminao mihitsy ny hanapaka tanteraka ny fifandraisanareo,toy ny efa tsy nandraisanao ny adidy maha ray anao hatrany amboalohany,dia tohizo hatr@ farany zay.

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: fanina
Date: 21 février 2018 - 07:57

Odian-drazoky fanina ireo kajim-bola omen'olona eo ambony hoe 200 000 ar ary tsy mahavita zaza iray ka ny azy 60 000 ariary tsindraindray n o omeny dia manaitaka izy lololl

Ny azy ihany no asesiny hoe mila vaniny ilay renin-jaza fa alaiko ny zaza krkrkr. Vizaka miady hevitra amin'olon a tsy misaina ianareo ry forumiste a

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: SAHI
Date: 21 février 2018 - 11:47

Fanina > misaotra!!

Mety tsis saina marina ah nefa déterminé am hevitro ka izay no ilàko ny hevitrareo,

zay fitsarantsika rehetra ah ts mampaninona ahy,

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: Avelao
Date: 21 février 2018 - 12:28

Raha mandinika tsara ianao, tsy misy manome rariny anao ny mpandray anjara eto. Mangataka hevitry ny olona eto ianao nefa efa fantatrao ny ataonao. Dia izay Ataonao any fa fiainanao rahateo. Moa ianao koa miseho anao mafy loha.

Ary rehefa mi-viser anao ny fanehoana hevitra dia passer.nao fotsiny. Tsarovy fa natera-behivavy ianao ary mety manana anabavy koa. Ka lanjalanjao ilay atao fa kodiaran-tsarety ny fiainana Ary tsy misy mahalala izay avokany ampitso./.

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: Mila mandinika
Date: 21 février 2018 - 12:40

Tena gaga aho mamaky ity sujet ity, diniho tsara aloa ny zavatra ataonao ry SAHY vao manome tsiny ilay reninjanakao ianao, ny atao oe FITIAVANA dia manome tsy misy takalony, ka ra tianao ny zanakao dia omeo tsy misy takalony ny VOLA hamidiny fitaovampianarana, gouter sns, tsy mila takalony oe alaina izy eh, be taimbava ny reniny eh. Fitiavan-tena ny anao raha haka io zaza io enao fa tsy fitiavanao azy velively, renikely efa mananjanaka 3 ve no hipetrahany tsy vao maika hiaina any am afobe ny fiainanay. Ray TIA zanaka zany, mahafoy hatram ainy aza ho an ilay zanany, ny anao ve 60 000 Ariary tsindraindray de mampimenomenona eto, hanampy fa oe a condition any amiko ny zaza, alefaso lavitra ihany ny saina fa aza baikon'ny fo be fankahalana io eh!!!!!

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: Mila mandinika
Date: 21 février 2018 - 12:40

Tena gaga aho mamaky ity sujet ity, diniho tsara aloa ny zavatra ataonao ry SAHY vao manome tsiny ilay reninjanakao ianao, ny atao oe FITIAVANA dia manome tsy misy takalony, ka ra tianao ny zanakao dia omeo tsy misy takalony ny VOLA hamidiny fitaovampianarana, gouter sns, tsy mila takalony oe alaina izy eh, be taimbava ny reniny eh. Fitiavan-tena ny anao raha haka io zaza io enao fa tsy fitiavanao azy velively, renikely efa mananjanaka 3 ve no hipetrahany tsy vao maika hiaina any am afobe ny fiainanay. Ray TIA zanaka zany, mahafoy hatram ainy aza ho an ilay zanany, ny anao ve 60 000 Ariary tsindraindray de mampimenomenona eto, hanampy fa oe a condition any amiko ny zaza, alefaso lavitra ihany ny saina fa aza baikon'ny fo be fankahalana io eh!!!!!

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: oudri
Date: 21 février 2018 - 14:26

SAHI>Fa inn no Antony angalanao ny zanany??? mbola ahavanon ndoza hafa ndray zany enao???
rariny ny fahatezeran lay reni-janakao.
raha za no teo am toerany refa tsy hanao ny adidinao enao dia mijanona; nga enao tambtambazana???
fitiavana no hikarakaranao ny zanakao fa tsy miandry hoe haka ny garde an lay zaza vao hanome vola ho azy.tsssss
soa enao fa noteren lay vadinao am zao; tu le merites et pire encore; ni-gaché fiainan olona 2 enao hatreto alou.
adalan lay olona 2 (ny an lay renin-janakao sy lay zanakao) ra avelany mbola hanohy hi gaché ny fiainany. tssssssss. aza mampme an.
hijaly io zaza io ra apetrakao amin ny renikely an; ra tia azy enao avelao amin'ny reniny izy. tu veux et tu exiges an.mapme, fa enao no iza

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: trop be
Date: 22 février 2018 - 08:45

SAHI> trop be koa ilay hoe manome 60000 ar ... fa inona koa no vitan zany??? ny ambiny tsy idirako lalina fa ty 60000ar tsindraindray no nahakepoka mafy ahy. Rah zah no omena anzany atsipiko eny am tavanao fa veloko ny zanako. Tsy haiko hoe inona ny kajy amin'izany , anana sy varisoa be rano intelo isan'andro mandavataona dia mianatra eny amin'ny EPP angaha ilay zaza , dia mangataka akanjo eny am ry Masera ka tsy mifaka aho fa tsitako mihitsy inona no ho vitan'ny 60000 ar tsindraindray amin'ny famelomana zaza iray Fa tsy roa araky ny fhevitrao.

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: SAHI
Date: 22 février 2018 - 11:38

Bjr, Merci am remarque rehetra, ka zay indrindra no antony hakako ny zanako, mba ahafahany manana zo mitovy am zanako 3 aty amiko, rah hanome vola io reninyio ve aho de azonareo antoka fa lany am lay zanako tokoa ohatra hanome 300 000ar isam bola aho??

zay no antony ts hanaovako izany

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: namanafotsn
Date: 22 février 2018 - 12:59

Ka na tsy nanome lay reniny aza nge ianao hatr@zay dia vitany fona lay zaza e,fa mba te hampandray andraikitra anao fotsiny izy @maha rain'ilay zaza anao,mba te hampatonga saina anao izy @zay efa tsy nety nataonao azy reo hatrizay,kanefa moa toa vao maika mampiakatra afo azy ny zavatra ataonao (60 000ar ve?),ka hitako rariny ihany ny azy raha anao vava be aminao izy satria ianao ilay olona tsy ho tonga saina ary olona tsy manana volonte dia mazava ho azy moa zany fa tsy mpandray andraikitra rahateo,raha tsy zany ve hiandry azy niteny vao mba nanome 60 000Ar tsindraindray???
Dia nony mba nanome kely tsindraindray ianao dia tsy zakan'ny sainao lay hoe zaza 2 no tezainy ao,dia indro fa mitsiry ndray ny talenta ratsinao fa haka ankeriny lay zaza hipetraka any aminao ianao,rehefa mila takalony @lay adidy atao @lay zaza ianao dia aza manao toy efa tsy nanaovanao hatrizay dia ampy zay fatsy be condition eo.
Fa mbola tsy ampy anao foana nga ny nampijalinao lay reniny fony mbola nitondra vohoka izy e,mbola tsy ampy ihany koa ve ny tsy firarahinao lay zaza nony teraka izy e,mbola tsy ampy anao koa ve ny namitahanao azy mianaka fa naleonao nanambady ty iray faharoa zay hoe nanavotra anao e,dia @zao fotoana koa mbola tsy tahotra tsy henatra fa ande andoa vola be hahazoana ankeriny lay zaza ho ampijalian'ny renikely,.....Tena mba matahora rangah an'Andriamanitra rehefa tsy misy atahoranao intsony ny maha-olona ny reninjanakao sy lay zaza a,tena marina e.Tsy miaina lay izy ary ny tena eto fa mamaky fotsiny tena marikoditra mieritreritra ny ho avin'ilay zaza,dia ianao rainy ve tsy mba mahatakatra an'izany akory?

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: oudri
Date: 22 février 2018 - 15:01

Ho an ny hafa>inn kou ho hiadina hevitra amin io SAHI io, ny azy ihany no asesiny
SAHI>niaina 10 taona io zaza io tsy nila anao. heverinao fa tsy miantraiky aminy ve io zavatra kasainao atao io.
misaina ny zaza fa tandremo an

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: SAHI
Date: 22 février 2018 - 15:06

Oudri, ie misaina ny zaza ary zay anisan antony manosika ah dieny mbola tsy tara,

ny angatahiko aminareo dia ny hevitra ahazoako manoratra ny zanako amiko na tsis copie-ny aza satria azoko antoka fa ts hanome ahy an io mints n reniny,

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: Mila mandinika
Date: 22 février 2018 - 15:18

SAHI : tsy misy olona hanome torohevitra anao hakana ilay zaza mintsy eto na haniry nify aza ny akoho eh! manambola ho laniana hanaovana risoriso hakana le zaza enao manina ra omena azy zany! enga anie ianao hilatsahan'ny Fanahy Masina ka mba handinika tsara ny tokony hatao fa tsy entin'ny hatezerana am ilay reninjanakao fotsiny eo dia hanaonao foana.

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: Adalaty
Date: 22 février 2018 - 15:59

Na hanofy eo aza enao ry SAHI tsy ho azonao zany ny zanakao. Manahy aho fa toa olona marary saina ngamba enao io. Efa olona firy no tsy mankasitraka ny hevitrao ve dia mbola mafy saina be ihany, ka zakao rery eo ny anao. Koa raha tsy vehivavy tsy misaina izy koa omeny anao ny zanany hijaly miaraka @ renikely any? Sady bandy mahihitra loatra enao. Mihevera tena sao efa tsy metimety tsony koa ny ao an-tokatranonao zao ka any @ olona hafa no hafatratra ny rihatra

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: LITTLE THINGS
Date: 23 février 2018 - 12:08

Tsy asiko resak intsony ny ahy fa efa be ny commentaire fa aleo tonga de valina ftsn = tsy misy chance na kely aza smiling smiley Imaginer-o ftsn oe Ray nanambady ny reny zay teo foana aza present, Ray ara-dalana anaty livret sy namelona nandritra ny taona maro efa sahirana ihn ary misy tsy mahazo garde zaza izany maika fa enao...

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: namanafotsn
Date: 23 février 2018 - 13:39

Aleo tonga dia tsorina aminao ry SAHI fa tena tsy misy chance ny ahafahanao manjanaka io zanakao io,surtout ny hoe hakanao azy hipetraka any aminao.
Cas ny cousine-ko ty lazaiko anao ty,vita soratra ara-dalana izy roa vao niteraka,taty @faha-7 taonan'ilay zaza dia tsy nifanaraka intsony ka nampidirina ny divorce,nanana izao toe-tsainao zao koa lay lehilahy hoe hi-garde ny zanany,tsy hoe sanatria manambany zay vola anananao aho akory fa io lehilahy io dia tena manam-bola tanteraka efa hatry ny ela ary manampahefana ihany koa satria dia eo @toerana atao hoe voafidim-bahoaka,kanefa dia tsy nahazo garde ny zaza fa dia ny reniny nahazo garde ny zaza.
Ka tsy te hanakivy anao aho,fa raha ohatra moa ianao te handany vola satria be loatra ny eo an-tanana,ny omenao zany vola zany koa dia mino aho fa tsy handà velively,dia ndao fa lalana.
Ny sujet vaovao fotsiny no aza sokafana hoe "lany vola,tsy nahazo garde ny zaza,lasa ny vady faharoa sy ny zaza 3,inona no ataoko?"

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: SAHI
Date: 23 février 2018 - 14:59

Namaftsn, misaotra anao,na dia ny hanjanahako ny zanako aza ve izany dia ts hovita??

Options: Répondre
Re: MISY CHANCE VE
Par: Mafy loha
Date: 23 février 2018 - 15:57

Mafy loha be ny tompony sujet. Efa hoe tsy misy chance dia tsy misy chance. Araky n’y témoignage nataony namana teo ambony, vita soratra aradalana sady voafidim-bahoaka aza niala maina tsy nahazo garde ny zanany. Na tenter-o foana dia tantarao eto ny tohiny dia ho hitantsika eh. Sa heverinao manoro vohana ny olona eto miteny tsy misy chance ianao. Ianao moa be Loha dia izay ataonao Ramose an

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg